Ar-Rahman · 74/78
Fandikana Fanononana — Ar-Rahman
لَمْ يَطْمِثْهُنَّ إِنسٌ قَبْلَهُمْ وَلَا جَانٌّ ۝٧٤
Lam yatmis hunna insun qablahum wa laa jaaann
📖 Dikany Malagasy
Izay tsy mbola niray ara-nofo tamin'olona na djiny talohan’izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 72-76 — Ar-Rahman

72حُورٌ مَّقْصُورَاتٌ فِي الْخِيَامِ
Tovovavin’ny paradisa mihidy ao amin’ny tranolay,
73فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
74لَمْ يَطْمِثْهُنَّ إِنسٌ قَبْلَهُمْ وَلَا جَانٌّ
Izay tsy mbola niray ara-nofo tamin'olona na djiny talohan’izy ireo.
75فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
76مُتَّكِئِينَ عَلَىٰ رَفْرَفٍ خُضْرٍ وَعَبْقَرِيٍّ حِسَانٍ
Hitehin-kiho eo ambony ondan-tseza maitso sy karipetra matevina sady tsara izy ireo.
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
74Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 74

Surah Ar-Rahman Andininy 74 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay tsy mbola niray ara-nofo tamin'olona na djiny talohan’izy ireo.

Surah Andininy 74/78 — Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rahman Henoy, Ar-Rahman Fandikana, Ar-Rahman mp3, Ar-Rahman pdf. Andininy 72–76. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers