Al-Waqi'ah · 17/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
يَطُوفُ عَلَيْهِمْ وِلْدَانٌ مُّخَلَّدُونَ ۝١٧
Yatoofu `alaihim wildaa num mukkhalladoon
📖 Dikany Malagasy
Hivezivezy eo amin’izy ireo, ireo zaza lahy tanora mandrakizay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah Al-Waqi'ah

15عَلَىٰ سُرُرٍ مَّوْضُونَةٍ
Eo ambon'ny farafara voaravaka.
16مُّتَّكِئِينَ عَلَيْهَا مُتَقَابِلِينَ
Mitehin-kiho izy ireo eo amin’izany, sady mifanatrika.
17يَطُوفُ عَلَيْهِمْ وِلْدَانٌ مُّخَلَّدُونَ
Hivezivezy eo amin’izy ireo, ireo zaza lahy tanora mandrakizay.
18بِأَكْوَابٍ وَأَبَارِيقَ وَكَأْسٍ مِّن مَّعِينٍ
Miaraka amin’ireo kapoaka sy tavoara ary vera feno zava-pisotron-doharano.
19لَّا يُصَدَّعُونَ عَنْهَا وَلَا يُنزِفُونَ
Izay tsy hamparary an-doha na hahafanina azy ireo .
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 17

Surah Al-Waqi'ah Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hivezivezy eo amin’izy ireo, ireo zaza lahy tanora mandrakizay.

Surah Andininy 17/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers