Al-An'am · 13/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
۞ وَلَهُ مَا سَكَنَ فِي اللَّيْلِ وَالنَّهَارِ ۚ وَهُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ ۝١٣
Wa lahoo maa sakana fillaili wannahaar; wa Huwas Samee`ul Aleem
📖 Dikany Malagasy
Ary Azy izay mitoetra rehetra amin’ny alina sy ny andro ary Izy Ilay Maheno, Ilay Mahalala ny zava-drehetra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 11-15 — Al-An'am

11قُلْ سِيرُوا فِي الْأَرْضِ ثُمَّ انظُرُوا كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُكَذِّبِينَ
Teneno hoe: "Mandehana Ianareo maneran-tany rehetra, avy eo jereo ahoana ny fiafaran’ireo mpilaza lainga".
12قُل لِّمَن مَّا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ قُل لِّلَّهِ ۚ كَتَبَ عَلَىٰ نَفْسِهِ الرَّحْمَةَ ۚ لَيَجْمَعَنَّكُمْ إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ لَا رَيْبَ فِيهِ ۚ الَّذِينَ خَسِرُوا أَنفُسَهُمْ فَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Teneno hoe : “An’iza ny an'ny an-danitra sy ny eto an-tany?” Teneno hoe : “An’i Allah". Izy dia nandidy ny famindram-po ho amin'ny tenany. Tsy maintsy hamory anareo Izy amin’ny andro fitsanganan , tsy misy fisalasalana ny amin’izany. Ireo izay nahafaty antoka ny tenany dia tsy hino velively izy ireo.
13۞ وَلَهُ مَا سَكَنَ فِي اللَّيْلِ وَالنَّهَارِ ۚ وَهُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Ary Azy izay mitoetra rehetra amin’ny alina sy ny andro ary Izy Ilay Maheno, Ilay Mahalala ny zava-drehetra.
14قُلْ أَغَيْرَ اللَّهِ أَتَّخِذُ وَلِيًّا فَاطِرِ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَهُوَ يُطْعِمُ وَلَا يُطْعَمُ ۗ قُلْ إِنِّي أُمِرْتُ أَنْ أَكُونَ أَوَّلَ مَنْ أَسْلَمَ ۖ وَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الْمُشْرِكِينَ
Teneno hoe : “Ankoatr’I Allah ve no ataoko Mpiahy, Ilay Mpahary ireo lanitra sy ny tany, ary Izy no mampihinana fa tsy ampihinanina ?” Teneno hoe : “Tena marina fa nodidiana aho mba ho voalohany manetry tena”. Ary aoka ianao mba tsy ho anisan’ireo mpampitambatra an'I Allah amin’ny zavatra hafa.
15قُلْ إِنِّي أَخَافُ إِنْ عَصَيْتُ رَبِّي عَذَابَ يَوْمٍ عَظِيمٍ
Teneno hoe : “Tena matahotra aho, raha tsy mankatò ny Tompoko aho, ny sazy amin’ny andro lehibe".
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — Al-An'am 13

Surah Al-An'am Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary Azy izay mitoetra rehetra amin’ny alina sy ny andro…

Surah Andininy 13/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers