Al-An'am · 12/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
قُل لِّمَن مَّا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ قُل لِّلَّهِ ۚ كَتَبَ عَلَىٰ نَفْسِهِ الرَّحْمَةَ ۚ لَيَجْمَعَنَّكُمْ إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ لَا رَيْبَ فِيهِ ۚ الَّذِينَ خَسِرُوا أَنفُسَهُمْ فَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ ۝١٢
Qul limam maa fis samaawaati wal ardi qul lillaah; kataba `alaa nafsihir rahmah; la yajma `annakum ilaa Yawmil Qiyaamati laa raiba feeh; allazeena khasirooo anfusahum fahum laa yu`minoon
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : “An’iza ny an'ny an-danitra sy ny eto an-tany?” Teneno hoe : “An’i Allah". Izy dia nandidy ny famindram-po ho amin'ny tenany. Tsy maintsy hamory anareo Izy amin’ny andro fitsanganan , tsy misy fisalasalana ny amin’izany. Ireo izay nahafaty antoka ny tenany dia tsy hino velively izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 10-14 — Al-An'am

10وَلَقَدِ اسْتُهْزِئَ بِرُسُلٍ مِّن قَبْلِكَ فَحَاقَ بِالَّذِينَ سَخِرُوا مِنْهُم مَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ
Ary efa niharan'ny fanesoana tokoa ireo iraka talohanao ka dia niverina tamin'ireo naneso ny fanesoana nataony.
11قُلْ سِيرُوا فِي الْأَرْضِ ثُمَّ انظُرُوا كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُكَذِّبِينَ
Teneno hoe: "Mandehana Ianareo maneran-tany rehetra, avy eo jereo ahoana ny fiafaran’ireo mpilaza lainga".
12قُل لِّمَن مَّا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ قُل لِّلَّهِ ۚ كَتَبَ عَلَىٰ نَفْسِهِ الرَّحْمَةَ ۚ لَيَجْمَعَنَّكُمْ إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ لَا رَيْبَ فِيهِ ۚ الَّذِينَ خَسِرُوا أَنفُسَهُمْ فَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Teneno hoe : “An’iza ny an'ny an-danitra sy ny eto an-tany?” Teneno hoe : “An’i Allah". Izy dia nandidy ny famindram-po ho amin'ny tenany. Tsy maintsy hamory anareo Izy amin’ny andro fitsanganan , tsy misy fisalasalana ny amin’izany. Ireo izay nahafaty antoka ny tenany dia tsy hino velively izy ireo.
13۞ وَلَهُ مَا سَكَنَ فِي اللَّيْلِ وَالنَّهَارِ ۚ وَهُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Ary Azy izay mitoetra rehetra amin’ny alina sy ny andro ary Izy Ilay Maheno, Ilay Mahalala ny zava-drehetra.
14قُلْ أَغَيْرَ اللَّهِ أَتَّخِذُ وَلِيًّا فَاطِرِ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَهُوَ يُطْعِمُ وَلَا يُطْعَمُ ۗ قُلْ إِنِّي أُمِرْتُ أَنْ أَكُونَ أَوَّلَ مَنْ أَسْلَمَ ۖ وَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الْمُشْرِكِينَ
Teneno hoe : “Ankoatr’I Allah ve no ataoko Mpiahy, Ilay Mpahary ireo lanitra sy ny tany, ary Izy no mampihinana fa tsy ampihinanina ?” Teneno hoe : “Tena marina fa nodidiana aho mba ho voalohany manetry tena”. Ary aoka ianao mba tsy ho anisan’ireo mpampitambatra an'I Allah amin’ny zavatra hafa.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-An'am 12

Surah Al-An'am Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : “An’iza ny an'ny an-danitra sy ny eto…

Surah Andininy 12/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers