Al-An'am · 30/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَلَوْ تَرَىٰ إِذْ وُقِفُوا عَلَىٰ رَبِّهِمْ ۚ قَالَ أَلَيْسَ هَٰذَا بِالْحَقِّ ۚ قَالُوا بَلَىٰ وَرَبِّنَا ۚ قَالَ فَذُوقُوا الْعَذَابَ بِمَا كُنتُمْ تَكْفُرُونَ ۝٣٠
Wa law taraa iz wuqifoo `alaa Rabbihim; qaala alaisa haazaa bilhaqq; qaaloo balaa wa Rabbinaa; qaala fazooqul `azaaba bimaa kuntum takfuroon
📖 Dikany Malagasy
Ary raha hitanao, rehefa hatsangana izy ireo eo anatrehan’ny Tompony. Hiteny Izy amin'izy ireo manao hoe : “Moa va tsy izao no fahamarinana?” Hiteny izy ireo manao hoe : “Eny ! Ary mianiana amin’ny Tomponay izahay”. Hiteny Izy manao hoe : “Ka andramonareo àry ny sazy ho setrin'ny fikomianareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 28-32 — Al-An'am

28بَلْ بَدَا لَهُم مَّا كَانُوا يُخْفُونَ مِن قَبْلُ ۖ وَلَوْ رُدُّوا لَعَادُوا لِمَا نُهُوا عَنْهُ وَإِنَّهُمْ لَكَاذِبُونَ
Tsia ! Indro fa hiseho amin’izy ireo izay nafeniny teo aloha. Ary raha naverina (any ambonin’ny tany) izy ireo dia tsy maintsy mbola hiverina amin’izay nandrarana azy ireo ihany. Ary tena marina fa izy ireo dia mpandainga.
29وَقَالُوا إِنْ هِيَ إِلَّا حَيَاتُنَا الدُّنْيَا وَمَا نَحْنُ بِمَبْعُوثِينَ
Ary hoy izy ireo : “Tsy misy ho anay afa-tsy ny fiainana eto an-tany ihany ary izahay dia tsy hatsangana amin’ny maty velively.
30وَلَوْ تَرَىٰ إِذْ وُقِفُوا عَلَىٰ رَبِّهِمْ ۚ قَالَ أَلَيْسَ هَٰذَا بِالْحَقِّ ۚ قَالُوا بَلَىٰ وَرَبِّنَا ۚ قَالَ فَذُوقُوا الْعَذَابَ بِمَا كُنتُمْ تَكْفُرُونَ
Ary raha hitanao, rehefa hatsangana izy ireo eo anatrehan’ny Tompony. Hiteny Izy amin'izy ireo manao hoe : “Moa va tsy izao no fahamarinana?” Hiteny izy ireo manao hoe : “Eny ! Ary mianiana amin’ny Tomponay izahay”. Hiteny Izy manao hoe : “Ka andramonareo àry ny sazy ho setrin'ny fikomianareo.
31قَدْ خَسِرَ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِلِقَاءِ اللَّهِ ۖ حَتَّىٰ إِذَا جَاءَتْهُمُ السَّاعَةُ بَغْتَةً قَالُوا يَا حَسْرَتَنَا عَلَىٰ مَا فَرَّطْنَا فِيهَا وَهُمْ يَحْمِلُونَ أَوْزَارَهُمْ عَلَىٰ ظُهُورِهِمْ ۚ أَلَا سَاءَ مَا يَزِرُونَ
Tena maty antoka tokoa ireo izay nilaza fa lainga ny fihaonana amin’I Allah. Ary raha tonga tampoka amin’izy ireo ny ora, dia hiteny izy ireo manao hoe : “Loza ho anay amin’ny tsirambina izay nataonay momba izany ! Ary izy ireo dia hitondra ny vesatra (ny fahotany) ao an-damosiny. Ary tena ratsy tokoa izany vesatra entiny izany !
32وَمَا الْحَيَاةُ الدُّنْيَا إِلَّا لَعِبٌ وَلَهْوٌ ۖ وَلَلدَّارُ الْآخِرَةُ خَيْرٌ لِّلَّذِينَ يَتَّقُونَ ۗ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Ary tsy inona akory ny fiainana eto an-tany raha tsy kilalao sy rendrarendra ihany. Ary ny fonenana any an-koatra kosa dia tsara indrindra ho an’izay matahotra. Moa ve tsy mba misaina ianareo ?
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
30Andininy

Fandikana — Al-An'am 30

Surah Al-An'am Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha hitanao, rehefa hatsangana izy ireo eo anatrehan’ny Tompony.…

Surah Andininy 30/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers