Al-An'am · 89/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
أُولَٰئِكَ الَّذِينَ آتَيْنَاهُمُ الْكِتَابَ وَالْحُكْمَ وَالنُّبُوَّةَ ۚ فَإِن يَكْفُرْ بِهَا هَٰؤُلَاءِ فَقَدْ وَكَّلْنَا بِهَا قَوْمًا لَّيْسُوا بِهَا بِكَافِرِينَ ۝٨٩
Ulaaa`ikal lazeena aatainaahumul Kitaaba wal hukma wan Nubuwwah; fa iny yakfur bihaa haaa`ulaaa`i faqad wakkalnaa bihaa qawmal laisoo bihaa bikaafireen
📖 Dikany Malagasy
Tamin’izy ireny tokoa no nanoloranay ny Boky sy ny fahendrena ary ny faminaniana. Koa raha tsy mino izany izy ireo dia efa nankininay izany amin’ny vahoaka izay tsy mitsipaka izany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 87-91 — Al-An'am

87وَمِنْ آبَائِهِمْ وَذُرِّيَّاتِهِمْ وَإِخْوَانِهِمْ ۖ وَاجْتَبَيْنَاهُمْ وَهَدَيْنَاهُمْ إِلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Ary ny amin’ny Razamben’izy ireo sy ny taranak’izy ireo ary ny rahalahin’izy ireo dia nosafidinay sy notarihanay làlana.
88ذَٰلِكَ هُدَى اللَّهِ يَهْدِي بِهِ مَن يَشَاءُ مِنْ عِبَادِهِ ۚ وَلَوْ أَشْرَكُوا لَحَبِطَ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Izany no tari-dàlan’I Allah, tarihiny amin’izany izay sitrany amin’ireo mpanompony. Nefa raha manakambana Allah amin’ny zavatra hafa izy ireo, dia tena foana tanteraka amin’izy ireo ny asa rehetra izay nataon’izy ireo.
89أُولَٰئِكَ الَّذِينَ آتَيْنَاهُمُ الْكِتَابَ وَالْحُكْمَ وَالنُّبُوَّةَ ۚ فَإِن يَكْفُرْ بِهَا هَٰؤُلَاءِ فَقَدْ وَكَّلْنَا بِهَا قَوْمًا لَّيْسُوا بِهَا بِكَافِرِينَ
Tamin’izy ireny tokoa no nanoloranay ny Boky sy ny fahendrena ary ny faminaniana. Koa raha tsy mino izany izy ireo dia efa nankininay izany amin’ny vahoaka izay tsy mitsipaka izany.
90أُولَٰئِكَ الَّذِينَ هَدَى اللَّهُ ۖ فَبِهُدَاهُمُ اقْتَدِهْ ۗ قُل لَّا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ أَجْرًا ۖ إِنْ هُوَ إِلَّا ذِكْرَىٰ لِلْعَالَمِينَ
Izy ireny no olona izay notarihin’I Allah làlana, ka ny tari-dàlan’izy ireo no araho. Teneno hoe : “Tsy mangataka tambiny aminareo velively aho amin’izany, tsy inona izany raha tsy fampahatsahivana ho an’izao Tontolo izao”.
91وَمَا قَدَرُوا اللَّهَ حَقَّ قَدْرِهِ إِذْ قَالُوا مَا أَنزَلَ اللَّهُ عَلَىٰ بَشَرٍ مِّن شَيْءٍ ۗ قُلْ مَنْ أَنزَلَ الْكِتَابَ الَّذِي جَاءَ بِهِ مُوسَىٰ نُورًا وَهُدًى لِّلنَّاسِ ۖ تَجْعَلُونَهُ قَرَاطِيسَ تُبْدُونَهَا وَتُخْفُونَ كَثِيرًا ۖ وَعُلِّمْتُم مَّا لَمْ تَعْلَمُوا أَنتُمْ وَلَا آبَاؤُكُمْ ۖ قُلِ اللَّهُ ۖ ثُمَّ ذَرْهُمْ فِي خَوْضِهِمْ يَلْعَبُونَ
Tsy nomen’izy ireo lanja Allah araka ny tena maha mendrika Azy rehefa niteny izy ireo nanao hoe : “Tsy nampidina na inona na inona tamin’ny olombelona I Allah”. Teneno hoe : “Iza no nampidina ny boky izay nentin’i Mosesy ho fahazavana sy tari-dàlana ho an’ny olombelona ? Nataonareo an-taratasy fotsiny izany mba hasehonareo, nefa afeninareo ny am-pahany betsaka. Ary ianareo dia nampianarina izay tsy fantatrareo, na ianareo na ny Razambenareo”. Teneno hoe : “Allah”. Ary avelao izy ireo hiala voly amin’ny ady heviny.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
89Andininy

Fandikana — Al-An'am 89

Surah Al-An'am Andininy 89 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tamin’izy ireny tokoa no nanoloranay ny Boky sy ny fahendrena…

Surah Andininy 89/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 87–91. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers