Al-An'am · 88/165
Fandikana Fanononana — Surah Al-An'am
ذَٰلِكَ هُدَى اللَّهِ يَهْدِي بِهِ مَن يَشَاءُ مِنْ عِبَادِهِ ۚ وَلَوْ أَشْرَكُوا لَحَبِطَ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَعْمَلُونَ ٨٨
Transliteration
Zaalika hudal laahi yahdee bihee mai yashaaa`u min `ibaadih; wa law ashrakoo lahabita `anhum maa kaanoo ya`maloon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Izany no tari-dàlan’I Allah, tarihiny amin’izany izay sitrany amin’ireo mpanompony. Nefa raha manakambana Allah amin’ny zavatra hafa izy ireo, dia tena foana tanteraka amin’izy ireo ny asa rehetra izay nataon’izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 86-90 — Surah Al-An'am
86وَإِسْمَاعِيلَ وَالْيَسَعَ وَيُونُسَ وَلُوطًا ۚ وَكُلًّا فَضَّلْنَا عَلَى الْعَالَمِينَ
Ary i Ismaël sy i Al-Yassa’ (Elisée) ary i Younosa (Jonasy) sy i Lota. Izy ireo dia nomenay tombony tamin’izao tontolo izao.
87وَمِنْ آبَائِهِمْ وَذُرِّيَّاتِهِمْ وَإِخْوَانِهِمْ ۖ وَاجْتَبَيْنَاهُمْ وَهَدَيْنَاهُمْ إِلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Ary ny amin’ny Razamben’izy ireo sy ny taranak’izy ireo ary ny rahalahin’izy ireo dia nosafidinay sy notarihanay làlana.
88ذَٰلِكَ هُدَى اللَّهِ يَهْدِي بِهِ مَن يَشَاءُ مِنْ عِبَادِهِ ۚ وَلَوْ أَشْرَكُوا لَحَبِطَ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Izany no tari-dàlan’I Allah, tarihiny amin’izany izay sitrany amin’ireo mpanompony. Nefa raha manakambana Allah amin’ny zavatra hafa izy ireo, dia tena foana tanteraka amin’izy ireo ny asa rehetra izay nataon’izy ireo.
89أُولَٰئِكَ الَّذِينَ آتَيْنَاهُمُ الْكِتَابَ وَالْحُكْمَ وَالنُّبُوَّةَ ۚ فَإِن يَكْفُرْ بِهَا هَٰؤُلَاءِ فَقَدْ وَكَّلْنَا بِهَا قَوْمًا لَّيْسُوا بِهَا بِكَافِرِينَ
Tamin’izy ireny tokoa no nanoloranay ny Boky sy ny fahendrena ary ny faminaniana. Koa raha tsy mino izany izy ireo dia efa nankininay izany amin’ny vahoaka izay tsy mitsipaka izany.
90أُولَٰئِكَ الَّذِينَ هَدَى اللَّهُ ۖ فَبِهُدَاهُمُ اقْتَدِهْ ۗ قُل لَّا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ أَجْرًا ۖ إِنْ هُوَ إِلَّا ذِكْرَىٰ لِلْعَالَمِينَ
Izy ireny no olona izay notarihin’I Allah làlana, ka ny tari-dàlan’izy ireo no araho. Teneno hoe : “Tsy mangataka tambiny aminareo velively aho amin’izany, tsy inona izany raha tsy fampahatsahivana ho an’izao Tontolo izao”.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
88Andininy
Fandikana — Al-An'am 88
Surah Al-An'am Andininy 88 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany no tari-dàlan’I Allah, tarihiny amin’izany izay sitrany amin’ireo mpanompony.…Surah Andininy 88/165 — Surah Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-An'am Henoy, Surah Al-An'am Fandikana, Surah Al-An'am mp3, Surah Al-An'am pdf. Andininy 86–90. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Al-An'am
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, September 29, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


