Al-Haqqah · 20/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
إِنِّي ظَنَنتُ أَنِّي مُلَاقٍ حِسَابِيَهْ ۝٢٠
Innee zannantu annee mulaaqin hisaabiyah
📖 Dikany Malagasy
Azoko antoka fa ho hitako ao ny tatitra momba ahy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 18-22 — Surah Al-Haqqah

18يَوْمَئِذٍ تُعْرَضُونَ لَا تَخْفَىٰ مِنكُمْ خَافِيَةٌ
Haseho ianareo amin'io andro io ; ary tsy hisy hiafina ny aminareo.
19فَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِيَمِينِهِ فَيَقُولُ هَاؤُمُ اقْرَءُوا كِتَابِيَهْ
Fa ilay nomena ny bokiny amin'ny tanany ankavanana kosa, dia hiteny hoe : "Jereo ! Vakinareo ny bokiko."
20إِنِّي ظَنَنتُ أَنِّي مُلَاقٍ حِسَابِيَهْ
Azoko antoka fa ho hitako ao ny tatitra momba ahy.
21فَهُوَ فِي عِيشَةٍ رَّاضِيَةٍ
Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy !
22فِي جَنَّةٍ عَالِيَةٍ
Hiditra ny Paradisa mendrika tokoa.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
20Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 20

Surah Al-Haqqah Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Azoko antoka fa ho hitako ao ny tatitra momba ahy.

Surah Andininy 20/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 18–22. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers