Al-Haqqah · 24/52
Fandikana Fanononana — Al-Haqqah
كُلُوا وَاشْرَبُوا هَنِيئًا بِمَا أَسْلَفْتُمْ فِي الْأَيَّامِ الْخَالِيَةِ ۝٢٤
Kuloo washraboo haneee`am bimaaa aslaftum fil ayyaamil khaliyah
📖 Dikany Malagasy
Mihinàna sy misotroa amim-pahafinaretana ianareo, noho izay efa nataonareo taloha.
🎧 Henoy

📜 Andininy 22-26 — Al-Haqqah

22فِي جَنَّةٍ عَالِيَةٍ
Hiditra ny Paradisa mendrika tokoa.
23قُطُوفُهَا دَانِيَةٌ
Izay misy voankazo azo takarina amin'ny tanana.
24كُلُوا وَاشْرَبُوا هَنِيئًا بِمَا أَسْلَفْتُمْ فِي الْأَيَّامِ الْخَالِيَةِ
Mihinàna sy misotroa amim-pahafinaretana ianareo, noho izay efa nataonareo taloha.
25وَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِشِمَالِهِ فَيَقُولُ يَا لَيْتَنِي لَمْ أُوتَ كِتَابِيَهْ
Fa izay hanolorana ny bokiny amin'ny tanany an-kavia kosa, dia hiteny hoe : "Indrisy mantsy ! Naleoko tsy natolotra ahy ny bokiko".
26وَلَمْ أَدْرِ مَا حِسَابِيَهْ
Ka tsy nahafantarako ny tatitra momba ahy !
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
24Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 24

Surah Al-Haqqah Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mihinàna sy misotroa amim-pahafinaretana ianareo, noho izay efa nataonareo taloha.

Surah Andininy 24/52 — Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Haqqah Henoy, Al-Haqqah Fandikana, Al-Haqqah mp3, Al-Haqqah pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers