Al-Haqqah · 25/52
Fandikana Fanononana — Al-Haqqah
وَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِشِمَالِهِ فَيَقُولُ يَا لَيْتَنِي لَمْ أُوتَ كِتَابِيَهْ ٢٥
Transliteration
Wa ammaa man ootiya kitaabahoo bishimaalihee fa yaqoolu yaalaitanee lam oota kitaaabiyah
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Fa izay hanolorana ny bokiny amin'ny tanany an-kavia kosa, dia hiteny hoe : "Indrisy mantsy ! Naleoko tsy natolotra ahy ny bokiko".
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 23-27 — Al-Haqqah
23قُطُوفُهَا دَانِيَةٌ
Izay misy voankazo azo takarina amin'ny tanana.
24كُلُوا وَاشْرَبُوا هَنِيئًا بِمَا أَسْلَفْتُمْ فِي الْأَيَّامِ الْخَالِيَةِ
Mihinàna sy misotroa amim-pahafinaretana ianareo, noho izay efa nataonareo taloha.
25وَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِشِمَالِهِ فَيَقُولُ يَا لَيْتَنِي لَمْ أُوتَ كِتَابِيَهْ
Fa izay hanolorana ny bokiny amin'ny tanany an-kavia kosa, dia hiteny hoe : "Indrisy mantsy ! Naleoko tsy natolotra ahy ny bokiko".
26وَلَمْ أَدْرِ مَا حِسَابِيَهْ
Ka tsy nahafantarako ny tatitra momba ahy !
27يَا لَيْتَهَا كَانَتِ الْقَاضِيَةَ
Indrisy, naleoko ihany nifarana tanteraka tamin'ny fahafatesako voalohany.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
25Andininy
Fandikana — Al-Haqqah 25
Surah Al-Haqqah Andininy 25 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa izay hanolorana ny bokiny amin'ny tanany an-kavia kosa, dia…Surah Andininy 25/52 — Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Haqqah Henoy, Al-Haqqah Fandikana, Al-Haqqah mp3, Al-Haqqah pdf. Andininy 23–27. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








