Al-A'raf · 106/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
قَالَ إِن كُنتَ جِئْتَ بِآيَةٍ فَأْتِ بِهَا إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ ١٠٦
Transliteration
Qaala in kunta ji`ta bi Aayatin faati bihaaa in kunta minas saadiqeen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy nanao hoe : “Raha tonga miaraka amin’ny fahagagana ianao, dia asehoy izany, raha isan’ireo olo-marina ianao”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 104-108 — Surah Al-A'raf
104وَقَالَ مُوسَىٰ يَا فِرْعَوْنُ إِنِّي رَسُولٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Ary niteny i Mosesy nanao hoe : “O ry Faraona ! Tena marina fa Izaho dia Iraka avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
105حَقِيقٌ عَلَىٰ أَن لَّا أَقُولَ عَلَى اللَّهِ إِلَّا الْحَقَّ ۚ قَدْ جِئْتُكُم بِبَيِّنَةٍ مِّن رَّبِّكُمْ فَأَرْسِلْ مَعِيَ بَنِي إِسْرَائِيلَ
Tsy mendrika ny hiteny mahakasik’I Allah Aho afa-tsy ny marina. Tonga aminareo tokoa aho miaraka amin’ny porofo mazava avy amin’ny Tomponareo. Koa alefaso miaraka Amiko àry ireo zanak’Israely.
106قَالَ إِن كُنتَ جِئْتَ بِآيَةٍ فَأْتِ بِهَا إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Niteny izy nanao hoe : “Raha tonga miaraka amin’ny fahagagana ianao, dia asehoy izany, raha isan’ireo olo-marina ianao”.
107فَأَلْقَىٰ عَصَاهُ فَإِذَا هِيَ ثُعْبَانٌ مُّبِينٌ
Ka natorany ny tehiny, dia nivadika bibilava lehibe miharihary izany.
108وَنَزَعَ يَدَهُ فَإِذَا هِيَ بَيْضَاءُ لِلنَّاظِرِينَ
Ary navoakany ny tanany, dia lasa fotsy mamirapiratra teo amin’ireo mpijery izany.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
106Andininy
Fandikana — Al-A'raf 106
Surah Al-A'raf Andininy 106 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy nanao hoe : “Raha tonga miaraka amin’ny fahagagana…Surah Andininy 106/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 104–108. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








