Al-A'raf · 107/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
فَأَلْقَىٰ عَصَاهُ فَإِذَا هِيَ ثُعْبَانٌ مُّبِينٌ ۝١٠٧
Qa alqaa `asaahu fa izaa hiya su`baanum mubeen
📖 Dikany Malagasy
Ka natorany ny tehiny, dia nivadika bibilava lehibe miharihary izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 105-109 — Surah Al-A'raf

105حَقِيقٌ عَلَىٰ أَن لَّا أَقُولَ عَلَى اللَّهِ إِلَّا الْحَقَّ ۚ قَدْ جِئْتُكُم بِبَيِّنَةٍ مِّن رَّبِّكُمْ فَأَرْسِلْ مَعِيَ بَنِي إِسْرَائِيلَ
Tsy mendrika ny hiteny mahakasik’I Allah Aho afa-tsy ny marina. Tonga aminareo tokoa aho miaraka amin’ny porofo mazava avy amin’ny Tomponareo. Koa alefaso miaraka Amiko àry ireo zanak’Israely.
106قَالَ إِن كُنتَ جِئْتَ بِآيَةٍ فَأْتِ بِهَا إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Niteny izy nanao hoe : “Raha tonga miaraka amin’ny fahagagana ianao, dia asehoy izany, raha isan’ireo olo-marina ianao”.
107فَأَلْقَىٰ عَصَاهُ فَإِذَا هِيَ ثُعْبَانٌ مُّبِينٌ
Ka natorany ny tehiny, dia nivadika bibilava lehibe miharihary izany.
108وَنَزَعَ يَدَهُ فَإِذَا هِيَ بَيْضَاءُ لِلنَّاظِرِينَ
Ary navoakany ny tanany, dia lasa fotsy mamirapiratra teo amin’ireo mpijery izany.
109قَالَ الْمَلَأُ مِن قَوْمِ فِرْعَوْنَ إِنَّ هَٰذَا لَسَاحِرٌ عَلِيمٌ
Niteny ireo loholona tamin’ny vahoakan’i Faraona nanao hoe : “Tena mpanao majika mahay tokoa izy io".
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
107Andininy

Fandikana — Al-A'raf 107

Surah Al-A'raf Andininy 107 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka natorany ny tehiny, dia nivadika bibilava lehibe miharihary izany.

Surah Andininy 107/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 105–109. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers