Al-A'raf · 108/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
وَنَزَعَ يَدَهُ فَإِذَا هِيَ بَيْضَاءُ لِلنَّاظِرِينَ ۝١٠٨
Wa naza`a yadahoo fa izaa hiya baidaaa`u linnaazireen
📖 Dikany Malagasy
Ary navoakany ny tanany, dia lasa fotsy mamirapiratra teo amin’ireo mpijery izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 106-110 — Surah Al-A'raf

106قَالَ إِن كُنتَ جِئْتَ بِآيَةٍ فَأْتِ بِهَا إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Niteny izy nanao hoe : “Raha tonga miaraka amin’ny fahagagana ianao, dia asehoy izany, raha isan’ireo olo-marina ianao”.
107فَأَلْقَىٰ عَصَاهُ فَإِذَا هِيَ ثُعْبَانٌ مُّبِينٌ
Ka natorany ny tehiny, dia nivadika bibilava lehibe miharihary izany.
108وَنَزَعَ يَدَهُ فَإِذَا هِيَ بَيْضَاءُ لِلنَّاظِرِينَ
Ary navoakany ny tanany, dia lasa fotsy mamirapiratra teo amin’ireo mpijery izany.
109قَالَ الْمَلَأُ مِن قَوْمِ فِرْعَوْنَ إِنَّ هَٰذَا لَسَاحِرٌ عَلِيمٌ
Niteny ireo loholona tamin’ny vahoakan’i Faraona nanao hoe : “Tena mpanao majika mahay tokoa izy io".
110يُرِيدُ أَن يُخْرِجَكُم مِّنْ أَرْضِكُمْ ۖ فَمَاذَا تَأْمُرُونَ
Mila hamoaka anareo hiala amin’ny tanànanareo Izy”. “Ka inona no hevitra omenareo ?”
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
108Andininy

Fandikana — Al-A'raf 108

Surah Al-A'raf Andininy 108 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary navoakany ny tanany, dia lasa fotsy mamirapiratra teo amin’ireo…

Surah Andininy 108/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 106–110. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers