Al-A'raf · 165/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
فَلَمَّا نَسُوا مَا ذُكِّرُوا بِهِ أَنجَيْنَا الَّذِينَ يَنْهَوْنَ عَنِ السُّوءِ وَأَخَذْنَا الَّذِينَ ظَلَمُوا بِعَذَابٍ بَئِيسٍ بِمَا كَانُوا يَفْسُقُونَ ۝١٦٥
Falammaa nasoo maa zukkiroo bihee anjainal lazeena yanhawna `anis sooo`i wa akhaznal lazeena zalamoo bi`azaabim ba`eeim bimaa kaanooyafsuqoon
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa nanadino tamin’izay nampahatsahivana azy izy ireo, dia navotanay ireo izay nandrara ny ratsy, ary noraisinay tamin’ny famaizana henjana kosa ireo mpanao ny tsy rariny noho izy ireo nanao ny asa ratsy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 163-167 — Surah Al-A'raf

163وَاسْأَلْهُمْ عَنِ الْقَرْيَةِ الَّتِي كَانَتْ حَاضِرَةَ الْبَحْرِ إِذْ يَعْدُونَ فِي السَّبْتِ إِذْ تَأْتِيهِمْ حِيتَانُهُمْ يَوْمَ سَبْتِهِمْ شُرَّعًا وَيَوْمَ لَا يَسْبِتُونَ ۙ لَا تَأْتِيهِمْ ۚ كَذَٰلِكَ نَبْلُوهُم بِمَا كَانُوا يَفْسُقُونَ
Ary anontanio azy ireo momba ilay tanàna kely iray amoron-dranomasina, rehefa nandika lalàn’ny andro Sabata izy ireo ! Ka tonga nitsingevaheva tamin’izy ireo ny trondro maro be tamin’ny andro Sabatany, fa amin’ny andro tsy anaovan’izy ireo Sabata kosa dia tsy tonga tamin’izy ireo izany . Tahaka izany no nitsapanay azy ireo noho izy ireo nanao ny asa ratsy.
164وَإِذْ قَالَتْ أُمَّةٌ مِّنْهُمْ لِمَ تَعِظُونَ قَوْمًا ۙ اللَّهُ مُهْلِكُهُمْ أَوْ مُعَذِّبُهُمْ عَذَابًا شَدِيدًا ۖ قَالُوا مَعْذِرَةً إِلَىٰ رَبِّكُمْ وَلَعَلَّهُمْ يَتَّقُونَ
Ary raha niteny ny vahoaka iray tamin’izy ireo nanao hoe : “Nahoana ianareo no mbola mananatra vahoaka izay haringan’I Allah, na ho faiziny amin’ny famaizana mafy ?” Dia niteny izy ireo nanao hoe : “Ho fialanay tsiny amin’ny Tomponareo, ary angamba hanam-patahorana izy ireo”.
165فَلَمَّا نَسُوا مَا ذُكِّرُوا بِهِ أَنجَيْنَا الَّذِينَ يَنْهَوْنَ عَنِ السُّوءِ وَأَخَذْنَا الَّذِينَ ظَلَمُوا بِعَذَابٍ بَئِيسٍ بِمَا كَانُوا يَفْسُقُونَ
Ary rehefa nanadino tamin’izay nampahatsahivana azy izy ireo, dia navotanay ireo izay nandrara ny ratsy, ary noraisinay tamin’ny famaizana henjana kosa ireo mpanao ny tsy rariny noho izy ireo nanao ny asa ratsy.
166فَلَمَّا عَتَوْا عَن مَّا نُهُوا عَنْهُ قُلْنَا لَهُمْ كُونُوا قِرَدَةً خَاسِئِينَ
Ary raha mbola nihizingizina nandà izay nandraràna azy ireo izy ireo, dia niteny Izahay tamin’izy ireo nanao hoe : “Mivadiha rajako mahatsiravina ianareo”.
167وَإِذْ تَأَذَّنَ رَبُّكَ لَيَبْعَثَنَّ عَلَيْهِمْ إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ مَن يَسُومُهُمْ سُوءَ الْعَذَابِ ۗ إِنَّ رَبَّكَ لَسَرِيعُ الْعِقَابِ ۖ وَإِنَّهُ لَغَفُورٌ رَّحِيمٌ
Ary rehefa nilaza ny Tomponao fa tena handefa amin’izy ireo mandra-pahatongan’ny andro fitsanganana, izay hampihatra sazy ratsy amin’izy ireo Izy ! Marina fa ny Tomponao dia haingam-panasaziana, ary Izy dia tena be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
165Andininy

Fandikana — Al-A'raf 165

Surah Al-A'raf Andininy 165 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa nanadino tamin’izay nampahatsahivana azy izy ireo, dia navotanay…

Surah Andininy 165/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 163–167. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers