Al-A'raf · 6/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
فَلَنَسْأَلَنَّ الَّذِينَ أُرْسِلَ إِلَيْهِمْ وَلَنَسْأَلَنَّ الْمُرْسَلِينَ ۝٦
Falanas `alannal lazeena ursila ilaihim wa lanas `alannal mursaleen
📖 Dikany Malagasy
Ka tena hanontaninay tokoa ireo izay nandefasana ny hafatra ary tena hanontaninay ihany koa ireo mpitondra hafatra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 4-8 — Al-A'raf

4وَكَم مِّن قَرْيَةٍ أَهْلَكْنَاهَا فَجَاءَهَا بَأْسُنَا بَيَاتًا أَوْ هُمْ قَائِلُونَ
Ary firifiry amin’ny tanàna no nopotehinay ! Tonga taminy tampoka ny fahenjananay tamin’ny alina na koa tamin’ny atoandro rehefa teo am-pialan-tsasatra izy ireo.
5فَمَا كَانَ دَعْوَاهُمْ إِذْ جَاءَهُم بَأْسُنَا إِلَّا أَن قَالُوا إِنَّا كُنَّا ظَالِمِينَ
Ary tsy nisy antso hafa vitan’izy ireo rehefa tonga taminy tokoa ny fahenjananay afa-tsy hoe : “Marina fa izahay dia mpanao ny tsy rariny”.
6فَلَنَسْأَلَنَّ الَّذِينَ أُرْسِلَ إِلَيْهِمْ وَلَنَسْأَلَنَّ الْمُرْسَلِينَ
Ka tena hanontaninay tokoa ireo izay nandefasana ny hafatra ary tena hanontaninay ihany koa ireo mpitondra hafatra.
7فَلَنَقُصَّنَّ عَلَيْهِم بِعِلْمٍ ۖ وَمَا كُنَّا غَائِبِينَ
Ho tantaranay amin’izy ireo amim-pahalalana tokoa ny asa nataony fa Izahay dia tsy nisy fotoana tsy nahateo anay.
8وَالْوَزْنُ يَوْمَئِذٍ الْحَقُّ ۚ فَمَن ثَقُلَتْ مَوَازِينُهُ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ
Ary ny fandanjana amin’izany andro izany dia ho ara-dalàna tokoa, ka izay navesa-danja ny asa vitany dia izy ireny no hahazo ny fahombiazana.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-A'raf 6

Surah Al-A'raf Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka tena hanontaninay tokoa ireo izay nandefasana ny hafatra ary…

Surah Andininy 6/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers