Al-A'raf · 61/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
قَالَ يَا قَوْمِ لَيْسَ بِي ضَلَالَةٌ وَلَٰكِنِّي رَسُولٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ ۝٦١
Qaala yaa qawmi laisa bee dalaalatunw wa laakinnee Rasoolum mir Rabbil `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tsy ao anaty fahaverezana Aho, fa Izaho kosa dia Iraka avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 59-63 — Al-A'raf

59لَقَدْ أَرْسَلْنَا نُوحًا إِلَىٰ قَوْمِهِ فَقَالَ يَا قَوْمِ اعْبُدُوا اللَّهَ مَا لَكُم مِّنْ إِلَٰهٍ غَيْرُهُ إِنِّي أَخَافُ عَلَيْكُمْ عَذَابَ يَوْمٍ عَظِيمٍ
Efa nalefanay tany amin’ny vahoakany tokoa i Noa. Ka niteny izy hoe : “Ry vahoakako! Tompoinareo i Allah. Tsy manana Zanahary hafa ankoatr'Azy anareo. Izaho dia tena matahotra sao dia ho tratran'ny famaizana amin’ny andro lehibe ianareo”.
60قَالَ الْمَلَأُ مِن قَوْمِهِ إِنَّا لَنَرَاكَ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Ireo loholona tamin’ny vahoakany dia niteny nanao hoe : “Izahay dia tena mahita Anao fa ao anaty fahaverezana miharihary”.
61قَالَ يَا قَوْمِ لَيْسَ بِي ضَلَالَةٌ وَلَٰكِنِّي رَسُولٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tsy ao anaty fahaverezana Aho, fa Izaho kosa dia Iraka avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
62أُبَلِّغُكُمْ رِسَالَاتِ رَبِّي وَأَنصَحُ لَكُمْ وَأَعْلَمُ مِنَ اللَّهِ مَا لَا تَعْلَمُونَ
Mampita aminareo ireo hafatry ny Tompoko aho sy mananatra anareo, ary mahafantatra avy amin’I Allah izay tsy fantatrareo Aho.
63أَوَعَجِبْتُمْ أَن جَاءَكُمْ ذِكْرٌ مِّن رَّبِّكُمْ عَلَىٰ رَجُلٍ مِّنكُمْ لِيُنذِرَكُمْ وَلِتَتَّقُوا وَلَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ
Moa ve gaga ianareo raha tonga aminareo ny fampatsiahivana avy amin’ny Tomponareo izay nentin’ny olona iray taminareo, mba hampitandrina sy hahatonga anareo hatahotra ary angamba ho aminareo ny famindram-po”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
61Andininy

Fandikana — Al-A'raf 61

Surah Al-A'raf Andininy 61 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tsy ao…

Surah Andininy 61/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 59–63. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers