Al-A'raf · 84/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهِم مَّطَرًا ۖ فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُجْرِمِينَ ۝٨٤
Wa `amtarnaa `alaihim mataran fanzur kaifa kaana aaqibatul mujjrimeen
📖 Dikany Malagasy
Ary nandrotsahanay orana [87] tamin’izy ireo. Ka jereo àry, ahoana no fiafaran’ireo mpanao heloka bevava !

🎧 Henoy


📜 Andininy 82-86 — Surah Al-A'raf

82وَمَا كَانَ جَوَابَ قَوْمِهِ إِلَّا أَن قَالُوا أَخْرِجُوهُم مِّن قَرْيَتِكُمْ ۖ إِنَّهُمْ أُنَاسٌ يَتَطَهَّرُونَ
Tsy inona akory ny valin-tenin’ny vahoakanyafa-tsy hoe : “Avoahy amin’ny tanànareo izy ireo. satria izy ireo dia olona mitazona ny fahadiovany (amin’ny fahotana)”.
83فَأَنجَيْنَاهُ وَأَهْلَهُ إِلَّا امْرَأَتَهُ كَانَتْ مِنَ الْغَابِرِينَ
Dia navotanay Izy sy ny fianakaviany, afa-tsy ny vadiny izay anisan’ireo voaringana.
84وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهِم مَّطَرًا ۖ فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُجْرِمِينَ
Ary nandrotsahanay orana [87] tamin’izy ireo. Ka jereo àry, ahoana no fiafaran’ireo mpanao heloka bevava !
85وَإِلَىٰ مَدْيَنَ أَخَاهُمْ شُعَيْبًا ۗ قَالَ يَا قَوْمِ اعْبُدُوا اللَّهَ مَا لَكُم مِّنْ إِلَٰهٍ غَيْرُهُ ۖ قَدْ جَاءَتْكُم بَيِّنَةٌ مِّن رَّبِّكُمْ ۖ فَأَوْفُوا الْكَيْلَ وَالْمِيزَانَ وَلَا تَبْخَسُوا النَّاسَ أَشْيَاءَهُمْ وَلَا تُفْسِدُوا فِي الْأَرْضِ بَعْدَ إِصْلَاحِهَا ۚ ذَٰلِكُمْ خَيْرٌ لَّكُمْ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ
Ary ho an’ny (vahoaka) Madiàna, (nalefanay) ny rahalahin’izy ireo Sho’aïb, ka niteny Izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tompoinareo I Allah, tsy manana Zanahary hafa ankoatr'Azy ianareo. Efa tonga taminareo ny porofo avy amin’ny Tomponareo. Ataovy marina ny famarana sy fandanjana. Ary aza manome olona latsak'izay tokony ho azy. Ary aza manao ny asa fanimbana eto ambonin'ny tany ianareo aorian’ny fanatsarana azy. Izany dia tsara ho anareo raha mpino ianareo.
86وَلَا تَقْعُدُوا بِكُلِّ صِرَاطٍ تُوعِدُونَ وَتَصُدُّونَ عَن سَبِيلِ اللَّهِ مَنْ آمَنَ بِهِ وَتَبْغُونَهَا عِوَجًا ۚ وَاذْكُرُوا إِذْ كُنتُمْ قَلِيلًا فَكَثَّرَكُمْ ۖ وَانظُرُوا كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُفْسِدِينَ
Ary aza mipetraka eny an-dàlana rehetra eny ianareo, mandrahona sy misakana ny lalàn’I Allah amin’izay mino Azy ka mitady hampiholakolaka izany (làlana izany). Ary tsarovinareo raha fony mbola vitsy ianareo ka nampitomboiny ho maro. Ary jerenareo, ahoana no fiafaran’ireo mpanao ny asa fanimbana.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
84Andininy

Fandikana — Al-A'raf 84

Surah Al-A'raf Andininy 84 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nandrotsahanay orana [87] tamin’izy ireo. Ka jereo àry, ahoana…

Surah Andininy 84/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 82–86. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers