Al-A'raf · 83/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
فَأَنجَيْنَاهُ وَأَهْلَهُ إِلَّا امْرَأَتَهُ كَانَتْ مِنَ الْغَابِرِينَ ۝٨٣
Fa anjainaahu wa ahlahooo illam ra atahoo kaanat minal ghaabireen
📖 Dikany Malagasy
Dia navotanay Izy sy ny fianakaviany, afa-tsy ny vadiny izay anisan’ireo voaringana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 81-85 — Surah Al-A'raf

81إِنَّكُمْ لَتَأْتُونَ الرِّجَالَ شَهْوَةً مِّن دُونِ النِّسَاءِ ۚ بَلْ أَنتُمْ قَوْمٌ مُّسْرِفُونَ
Tena marina fa ianareo dia mankafy amin’ireo lehilahy ny filana ara-nofo ankoatr’ireo vehivavy ! Fa tena vahoaka mpanao ratsy tafahoatra ianareo”.
82وَمَا كَانَ جَوَابَ قَوْمِهِ إِلَّا أَن قَالُوا أَخْرِجُوهُم مِّن قَرْيَتِكُمْ ۖ إِنَّهُمْ أُنَاسٌ يَتَطَهَّرُونَ
Tsy inona akory ny valin-tenin’ny vahoakanyafa-tsy hoe : “Avoahy amin’ny tanànareo izy ireo. satria izy ireo dia olona mitazona ny fahadiovany (amin’ny fahotana)”.
83فَأَنجَيْنَاهُ وَأَهْلَهُ إِلَّا امْرَأَتَهُ كَانَتْ مِنَ الْغَابِرِينَ
Dia navotanay Izy sy ny fianakaviany, afa-tsy ny vadiny izay anisan’ireo voaringana.
84وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهِم مَّطَرًا ۖ فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُجْرِمِينَ
Ary nandrotsahanay orana [87] tamin’izy ireo. Ka jereo àry, ahoana no fiafaran’ireo mpanao heloka bevava !
85وَإِلَىٰ مَدْيَنَ أَخَاهُمْ شُعَيْبًا ۗ قَالَ يَا قَوْمِ اعْبُدُوا اللَّهَ مَا لَكُم مِّنْ إِلَٰهٍ غَيْرُهُ ۖ قَدْ جَاءَتْكُم بَيِّنَةٌ مِّن رَّبِّكُمْ ۖ فَأَوْفُوا الْكَيْلَ وَالْمِيزَانَ وَلَا تَبْخَسُوا النَّاسَ أَشْيَاءَهُمْ وَلَا تُفْسِدُوا فِي الْأَرْضِ بَعْدَ إِصْلَاحِهَا ۚ ذَٰلِكُمْ خَيْرٌ لَّكُمْ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ
Ary ho an’ny (vahoaka) Madiàna, (nalefanay) ny rahalahin’izy ireo Sho’aïb, ka niteny Izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tompoinareo I Allah, tsy manana Zanahary hafa ankoatr'Azy ianareo. Efa tonga taminareo ny porofo avy amin’ny Tomponareo. Ataovy marina ny famarana sy fandanjana. Ary aza manome olona latsak'izay tokony ho azy. Ary aza manao ny asa fanimbana eto ambonin'ny tany ianareo aorian’ny fanatsarana azy. Izany dia tsara ho anareo raha mpino ianareo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
83Andininy

Fandikana — Al-A'raf 83

Surah Al-A'raf Andininy 83 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia navotanay Izy sy ny fianakaviany, afa-tsy ny vadiny izay…

Surah Andininy 83/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 81–85. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers