Al-A'raf · 90/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَقَالَ الْمَلَأُ الَّذِينَ كَفَرُوا مِن قَوْمِهِ لَئِنِ اتَّبَعْتُمْ شُعَيْبًا إِنَّكُمْ إِذًا لَّخَاسِرُونَ ۝٩٠
Wa qaalal mala ul lazeena kafaroo min qawmihee la`init taba`tum Shu`aiban innakum izal lakhaasiroon
📖 Dikany Malagasy
Ary niteny ireo loholona izay tsy nino avy amin’ny vahoakany nanao hoe : “Raha manaraka an’i Sho’aïmbo ianareo dia tena maty antoka tokoa”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 88-92 — Al-A'raf

88۞ قَالَ الْمَلَأُ الَّذِينَ اسْتَكْبَرُوا مِن قَوْمِهِ لَنُخْرِجَنَّكَ يَا شُعَيْبُ وَالَّذِينَ آمَنُوا مَعَكَ مِن قَرْيَتِنَا أَوْ لَتَعُودُنَّ فِي مِلَّتِنَا ۚ قَالَ أَوَلَوْ كُنَّا كَارِهِينَ
Niteny ireo loholona izay nanambony tena avy amin’ny vahoakany manao hoe : "Tena havoakanay ato amin'ny tanànanay ianao ry Sho’aïb sy ireo izay nino miaraka taminao, na miverina amin'ny finoanay ianao". Niteny izy hoe : "Na dia efa mankahala izany aza ve izahay?”
89قَدِ افْتَرَيْنَا عَلَى اللَّهِ كَذِبًا إِنْ عُدْنَا فِي مِلَّتِكُم بَعْدَ إِذْ نَجَّانَا اللَّهُ مِنْهَا ۚ وَمَا يَكُونُ لَنَا أَن نَّعُودَ فِيهَا إِلَّا أَن يَشَاءَ اللَّهُ رَبُّنَا ۚ وَسِعَ رَبُّنَا كُلَّ شَيْءٍ عِلْمًا ۚ عَلَى اللَّهِ تَوَكَّلْنَا ۚ رَبَّنَا افْتَحْ بَيْنَنَا وَبَيْنَ قَوْمِنَا بِالْحَقِّ وَأَنتَ خَيْرُ الْفَاتِحِينَ
Namoron-dainga tokoa mahakasik'’I Allah izahay raha toa ka mbola miverina amin’ny finoanareo taorian’ny nanavotan’I Allah anay tamin’izany. Tsy izahay velively no hiverina amin’izany raha tsy hoe sitrak’I Allah izay Tomponay izany, mahenika ny zava-drehetra ny fahalalan’ny Tomponay, any amin’I Allah irery no hiankinanay.Tomponay o ! Tsarao amin’ny fahamarinana ny eo aminay sy ny vahoakanay, fa Ianao no mendrika indrindra amin’ireo mpitsara.
90وَقَالَ الْمَلَأُ الَّذِينَ كَفَرُوا مِن قَوْمِهِ لَئِنِ اتَّبَعْتُمْ شُعَيْبًا إِنَّكُمْ إِذًا لَّخَاسِرُونَ
Ary niteny ireo loholona izay tsy nino avy amin’ny vahoakany nanao hoe : “Raha manaraka an’i Sho’aïmbo ianareo dia tena maty antoka tokoa”.
91فَأَخَذَتْهُمُ الرَّجْفَةُ فَأَصْبَحُوا فِي دَارِهِمْ جَاثِمِينَ
Dia namely azy ireo ny horohoron-tany, ka indro fa nitsitra teo amin’ny toeram-ponenany daholo izy ireo.
92الَّذِينَ كَذَّبُوا شُعَيْبًا كَأَن لَّمْ يَغْنَوْا فِيهَا ۚ الَّذِينَ كَذَّبُوا شُعَيْبًا كَانُوا هُمُ الْخَاسِرِينَ
Ireo izay nilaza fa mpandainga i Sho’aïbo dia rava tahaka ny tsy niaina tao izy ireo. Ireo izay nilaza fa mpandainga i Sho’aïb dia izy ireo no tena maty antoka.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
90Andininy

Fandikana — Al-A'raf 90

Surah Al-A'raf Andininy 90 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary niteny ireo loholona izay tsy nino avy amin’ny vahoakany…

Surah Andininy 90/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 88–92. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers