Al-Insan · 25/31
Fandikana Fanononana — Al-Insan
وَٱذۡكُرِ ٱسۡمَ رَبِّكَ بُكۡرَةً وَأَصِيلًا ٢٥
Transliteration
Wazkuris ma Rabbika bukratanw wa aseelaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary tsarovy ny anaran'ny Tomponao, ny maraina sy ny folak'andro.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 23-27 — Al-Insan
23إِنَّا نَحۡنُ نَزَّلۡنَا عَلَيۡكَ ٱلۡقُرۡءَانَ تَنزِيلًا
Hamafisina, fa Izahay no nampidina tsikelikely ny koroany teo aminao.
24فَٱصۡبِرۡ لِحُكۡمِ رَبِّكَ وَلَا تُطِعۡ مِنۡهُمۡ ءَاثِمًا أَوۡ كَفُورًا
Koa hiareto àry ny didy napetraky ny Tomponao, fa aza mankato ny mpanota, na ny tsy mpino amin'izy ireo ianao.
25وَٱذۡكُرِ ٱسۡمَ رَبِّكَ بُكۡرَةً وَأَصِيلًا
Ary tsarovy ny anaran'ny Tomponao, ny maraina sy ny folak'andro.
26وَمِنَ ٱلَّيۡلِ فَٱسۡجُدۡ لَهُۥ وَسَبِّحۡهُ لَيۡلًا طَوِيلًا
Koa miankohofa eo anatrehany ianao ny ampahany amin'ny alina, ary omeo voninahitra Izy mandritra ny fotoana maharitra amin'ny alina.
27إِنَّ هَٰٓؤُلَآءِ يُحِبُّونَ ٱلۡعَاجِلَةَ وَيَذَرُونَ وَرَآءَهُمۡ يَوۡمًا ثَقِيلًا
Tia ny fiainana mandalo izy ireny ka mamela any aoriany ny andro mavesatra.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
25Andininy
Fandikana — Al-Insan 25
Surah Andininy 25/31 — Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Insan Henoy, Al-Insan Fandikana, Al-Insan mp3, Al-Insan pdf. Andininy 23–27. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








