An-Naba · 12/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
وَبَنَيْنَا فَوْقَكُمْ سَبْعًا شِدَادًا ۝١٢
Wa banaina fauqakum sab `an shi daada
📖 Dikany Malagasy
Ary naoriko eo amboninareo ireo lanitra fito sosona mafy orina.

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Surah An-Naba

10وَجَعَلْنَا اللَّيْلَ لِبَاسًا
Ary nataoko ho toy ny firakotra ho anareo ny aizin'ny alina.
11وَجَعَلْنَا النَّهَارَ مَعَاشًا
Ary nataoko ho fitadiavam-pivelomana ho anareo ny atoandro.
12وَبَنَيْنَا فَوْقَكُمْ سَبْعًا شِدَادًا
Ary naoriko eo amboninareo ireo lanitra fito sosona mafy orina.
13وَجَعَلْنَا سِرَاجًا وَهَّاجًا
Ary nasiako jiro manazava izay mafana sy mahery vaika.
14وَأَنزَلْنَا مِنَ الْمُعْصِرَاتِ مَاءً ثَجَّاجًا
Ary narotsako avy amin'ny rahona matevina ny rano sesehana.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — An-Naba 12

Surah An-Naba Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary naoriko eo amboninareo ireo lanitra fito sosona mafy orina.

Surah Andininy 12/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers