An-Naba · 19/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
وَفُتِحَتِ السَّمَاءُ فَكَانَتْ أَبْوَابًا ۝١٩
Wa futiha tis samaa-u fakaanat abwaaba
📖 Dikany Malagasy
Ary ho sokafana ny lanitra ka hisian'ireo varavarana maro.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 17-21 — Surah An-Naba

17إِنَّ يَوْمَ الْفَصْلِ كَانَ مِيقَاتًا
Eny! Efa voafaritra ny andron'ny fitsarana.
18يَوْمَ يُنفَخُ فِي الصُّورِ فَتَأْتُونَ أَفْوَاجًا
Ilay andro hitsofana ny anjomara ka hahatongavanareo amin'ny andiany maro.
19وَفُتِحَتِ السَّمَاءُ فَكَانَتْ أَبْوَابًا
Ary ho sokafana ny lanitra ka hisian'ireo varavarana maro.
20وَسُيِّرَتِ الْجِبَالُ فَكَانَتْ سَرَابًا
Ary hihetsika ireo tendrombohitra ka lasa hanana endrika mamitaka ny maso.
21إِنَّ جَهَنَّمَ كَانَتْ مِرْصَادًا
ny helo dia miambina fatratra,
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — An-Naba 19

Surah An-Naba Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ho sokafana ny lanitra ka hisian'ireo varavarana maro.

Surah Andininy 19/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers