An-Naba · 3/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
الَّذِي هُمْ فِيهِ مُخْتَلِفُونَ ۝٣
Allazi hum feehi mukh talifoon
📖 Dikany Malagasy
Izay tsy mampifanaraka azy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah An-Naba

1عَمَّ يَتَسَاءَلُونَ
Ny amin'inona moa no ifanontanian'izy ireo ?
2عَنِ النَّبَإِ الْعَظِيمِ
Ny amin'ilay vaovao lehibe.
3الَّذِي هُمْ فِيهِ مُخْتَلِفُونَ
Izay tsy mampifanaraka azy ireo.
4كَلَّا سَيَعْلَمُونَ
Tsia! Mbola ho fantatr'izy ireo.
5ثُمَّ كَلَّا سَيَعْلَمُونَ
Tsia! Mbola ho fantatr'izy ireo marimarina tokoa.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — An-Naba 3

Surah An-Naba Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay tsy mampifanaraka azy ireo.

Surah Andininy 3/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers