Al-Anfal · 20/75
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anfal
يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا أَطِيعُوا اللَّهَ وَرَسُولَهُ وَلَا تَوَلَّوْا عَنْهُ وَأَنتُمْ تَسْمَعُونَ ۝٢٠
Yaaa aiyuhal lazeena aamanoo atee`ul laaha wa Rasoolahoo wa laa tawallaw `anhu wa antum tasm`oon
📖 Dikany Malagasy
O ianareo izay mino, ankatoavinareo I Allah sy ny Irany, aza miataka Aminy ianareo raha maheno izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 18-22 — Surah Al-Anfal

18ذَٰلِكُمْ وَأَنَّ اللَّهَ مُوهِنُ كَيْدِ الْكَافِرِينَ
Hny ka lasa zava-poana ny teti-drats'ireo tsy mpino.
19إِن تَسْتَفْتِحُوا فَقَدْ جَاءَكُمُ الْفَتْحُ ۖ وَإِن تَنتَهُوا فَهُوَ خَيْرٌ لَّكُمْ ۖ وَإِن تَعُودُوا نَعُدْ وَلَن تُغْنِيَ عَنكُمْ فِئَتُكُمْ شَيْئًا وَلَوْ كَثُرَتْ وَأَنَّ اللَّهَ مَعَ الْمُؤْمِنِينَ
Raha nitady fandresena ianareo, dia efa tonga taminareo izany fandresena izany. Fa raha mitsahatra ianareo, dia tsara kokoa ho anareo izany. Fa raha miverina kosa ianareo, dia hiverina koa izahay, ary ny hamaroanareo na dia betsaka aza, dia tsy hisy ny ilanareo izany. Tsarovy fa Allah dia momba tokoa ireo mpino.
20يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا أَطِيعُوا اللَّهَ وَرَسُولَهُ وَلَا تَوَلَّوْا عَنْهُ وَأَنتُمْ تَسْمَعُونَ
O ianareo izay mino, ankatoavinareo I Allah sy ny Irany, aza miataka Aminy ianareo raha maheno izany.
21وَلَا تَكُونُوا كَالَّذِينَ قَالُوا سَمِعْنَا وَهُمْ لَا يَسْمَعُونَ
Ianareo dia aza manao tahak’ireo izay niteny hoe : “naheno izahay “, kanefa tsy maheno izy ireo.
22۞ إِنَّ شَرَّ الدَّوَابِّ عِندَ اللَّهِ الصُّمُّ الْبُكْمُ الَّذِينَ لَا يَعْقِلُونَ
Ny zava-manan’aina mandeha amin’ny tany ratsy indrindra eo anatrehan’Allah, dia ny moana-marenina tsy misaina.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
20Andininy

Fandikana — Al-Anfal 20

Surah Al-Anfal Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : O ianareo izay mino, ankatoavinareo I Allah sy ny Irany,…

Surah Andininy 20/75 — Surah Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anfal Henoy, Surah Al-Anfal Fandikana, Surah Al-Anfal mp3, Surah Al-Anfal pdf. Andininy 18–22. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers