At-Tariq · 7/17
Fandikana Fanononana — Surah At-Tariq
يَخْرُجُ مِن بَيْنِ الصُّلْبِ وَالتَّرَائِبِ ۝٧
Yakhruju mim bainissulbi wat taraaa`ib
📖 Dikany Malagasy
izay mivoaka avy eo anelanelan'ny taolan-damosina sy ny tehezana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — Surah At-Tariq

5فَلْيَنظُرِ الْإِنسَانُ مِمَّ خُلِقَ
Koa tokony handinika ny olombelona, avy amin'inona tokoa moa no nahariana azy?
6خُلِقَ مِن مَّاءٍ دَافِقٍ
Nohariana avy amin'ny ranon'aina mifantsitsitra izy.
7يَخْرُجُ مِن بَيْنِ الصُّلْبِ وَالتَّرَائِبِ
izay mivoaka avy eo anelanelan'ny taolan-damosina sy ny tehezana.
8إِنَّهُ عَلَىٰ رَجْعِهِ لَقَادِرٌ
tena marina fa Izy Allah dia mahafehy amin'ny fananganana azy amin'ny maty,
9يَوْمَ تُبْلَى السَّرَائِرُ
amin'ny Andro izay hamborahana ireo miafina rehetra tao am-po,
At-TariqFizahan-takila Koraña
17Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — At-Tariq 7

Surah At-Tariq Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : izay mivoaka avy eo anelanelan'ny taolan-damosina sy ny tehezana.

Surah Andininy 7/17 — Surah At-Tariq الطارق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Tariq Henoy, Surah At-Tariq Fandikana, Surah At-Tariq mp3, Surah At-Tariq pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers