Al-A'la · 11/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'la
وَيَتَجَنَّبُهَا الْأَشْقَى ۝١١
Wa yatajannabuhal ashqaa
📖 Dikany Malagasy
Hanalavitra izany kosa ireo olon'ny fijaliana,

🎧 Henoy


📜 Andininy 9-13 — Surah Al-A'la

9فَذَكِّرْ إِن نَّفَعَتِ الذِّكْرَىٰ
Ary mampahatsiahiva ! Raha toa ka ilaina ny fampahatsiahivana.
10سَيَذَّكَّرُ مَن يَخْشَىٰ
fa hahatsiaro izany izay manam-pahatahorana
11وَيَتَجَنَّبُهَا الْأَشْقَى
Hanalavitra izany kosa ireo olon'ny fijaliana,
12الَّذِي يَصْلَى النَّارَ الْكُبْرَىٰ
izay ho dorana amin'ny afo be,
13ثُمَّ لَا يَمُوتُ فِيهَا وَلَا يَحْيَىٰ
avy eo dia sady tsy ho faty izy ireo ao no sady tsy ho velona ihany koa!
Al-A'laFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Al-A'la 11

Surah Al-A'la Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hanalavitra izany kosa ireo olon'ny fijaliana,

Surah Andininy 11/19 — Surah Al-A'la الأعلى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'la Henoy, Surah Al-A'la Fandikana, Surah Al-A'la mp3, Surah Al-A'la pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers