Yunosy · 84/109
Fandikana Fanononana — Surah Yunosy
وَقَالَ مُوسَىٰ يَا قَوْمِ إِن كُنتُمْ آمَنتُم بِاللَّهِ فَعَلَيْهِ تَوَكَّلُوا إِن كُنتُم مُّسْلِمِينَ ۝٨٤
Wa qaala Moosaa yaa qawmi in kuntum aamantum billaahi fa`alaihi tawakkalooo in kuntum muslimeen
📖 Dikany Malagasy
Ary niteny i Moussa ka nanao hoe : “ Oh ry vahoakako, raha nino Allah marina Ianareo, dia apetraho Aminy tanteraka ny fitokisanareo raha mpankato Azy marina Ianareo ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 82-86 — Surah Yunosy

82وَيُحِقُّ اللَّهُ الْحَقَّ بِكَلِمَاتِهِ وَلَوْ كَرِهَ الْمُجْرِمُونَ
Ary i Allah dia hampandresy ny fahamarinana amin’ny alalan’ny Teniny na dia mankahala izany aza ireo mpanao heloka bevava ”.
83فَمَا آمَنَ لِمُوسَىٰ إِلَّا ذُرِّيَّةٌ مِّن قَوْمِهِ عَلَىٰ خَوْفٍ مِّن فِرْعَوْنَ وَمَلَئِهِمْ أَن يَفْتِنَهُمْ ۚ وَإِنَّ فِرْعَوْنَ لَعَالٍ فِي الْأَرْضِ وَإِنَّهُ لَمِنَ الْمُسْرِفِينَ
Tsy nisy nino an’i Mosa anefa afa-tsy ny taranaka (andiana tanora vitsivitsy) avy amin’ny vahoakany nohon’ny fatahorana an’i Faraona sy ireo loholony sao hamaly faty izy ireo. Marina fa i Faraona dia mpanefohefo teto an-tany sy anisan’ireo mpihoa-pefy.
84وَقَالَ مُوسَىٰ يَا قَوْمِ إِن كُنتُمْ آمَنتُم بِاللَّهِ فَعَلَيْهِ تَوَكَّلُوا إِن كُنتُم مُّسْلِمِينَ
Ary niteny i Moussa ka nanao hoe : “ Oh ry vahoakako, raha nino Allah marina Ianareo, dia apetraho Aminy tanteraka ny fitokisanareo raha mpankato Azy marina Ianareo ”.
85فَقَالُوا عَلَى اللَّهِ تَوَكَّلْنَا رَبَّنَا لَا تَجْعَلْنَا فِتْنَةً لِّلْقَوْمِ الظَّالِمِينَ
Ka niteny izy ireo ka nanao hoe : “Amin’i Allah no hametrahanay ny fitokisanay.Tomponay oh ! Aza atao ho lasibatry ny hetraketrakin'ny vahoaka mpanao ny tsy rariny Izahay ”.
86وَنَجِّنَا بِرَحْمَتِكَ مِنَ الْقَوْمِ الْكَافِرِينَ
Ary avoty Izahay amin’ny alalan’ny famindram-ponao amin’ny vahoaka tsy mpino.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
84Andininy

Fandikana — Yunosy 84

Surah Yunosy Andininy 84 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary niteny i Moussa ka nanao hoe : “ Oh…

Surah Andininy 84/109 — Surah Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yunosy Henoy, Surah Yunosy Fandikana, Surah Yunosy mp3, Surah Yunosy pdf. Andininy 82–86. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers