Yunosy · 94/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
فَإِن كُنتَ فِي شَكٍّ مِّمَّا أَنزَلْنَا إِلَيْكَ فَاسْأَلِ الَّذِينَ يَقْرَءُونَ الْكِتَابَ مِن قَبْلِكَ ۚ لَقَدْ جَاءَكَ الْحَقُّ مِن رَّبِّكَ فَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الْمُمْتَرِينَ ۝٩٤
Fa in kunta fee shakkim mimmaaa anzalnaaa ilaika fas`alil lazeena yaqra`oonal Kitaaba min qablik; laqad jaaa`akal haqqu mir Rabbika falaa takoonanna minal mumtareen
📖 Dikany Malagasy
Raha ohatra ka ao anaty fisalasalana Ianao amin’izay nampidininay Taminao, dia hanontanio ireo izay efa namaky ny Boky teo alohanao. Efa tonga Taminao ny marina avy amin’ny Tomponao, koa aza manao ho isan’ireo mpisalasala mihitsy Ianao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 92-96 — Yunosy

92فَالْيَوْمَ نُنَجِّيكَ بِبَدَنِكَ لِتَكُونَ لِمَنْ خَلْفَكَ آيَةً ۚ وَإِنَّ كَثِيرًا مِّنَ النَّاسِ عَنْ آيَاتِنَا لَغَافِلُونَ
Anio dia avotanay ny vatanao mba ho famantarana ho an’ireo avy ao aoriana. Tena marina fa ny ankamaroan’ny Olona dia tsy miraharaha ireo famantarana avy Aminay.
93وَلَقَدْ بَوَّأْنَا بَنِي إِسْرَائِيلَ مُبَوَّأَ صِدْقٍ وَرَزَقْنَاهُم مِّنَ الطَّيِّبَاتِ فَمَا اخْتَلَفُوا حَتَّىٰ جَاءَهُمُ الْعِلْمُ ۚ إِنَّ رَبَّكَ يَقْضِي بَيْنَهُمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ فِيمَا كَانُوا فِيهِ يَخْتَلِفُونَ
Ary efa napetrakay tokoa tamin’ny toerana mendrika ireo Zanak’israely sy nomenay anjara-pivelomana tsara izy ireo. Ka tsy nizarazara izy ireo raha tsy tamin’ny fotoana nahatongavan’ny fahalalana Taminy. Marina fa ny Tomponao dia hitsara azy ireo amin’izay nampizarazara azy ireo amin’ny Andro fitsanganana.
94فَإِن كُنتَ فِي شَكٍّ مِّمَّا أَنزَلْنَا إِلَيْكَ فَاسْأَلِ الَّذِينَ يَقْرَءُونَ الْكِتَابَ مِن قَبْلِكَ ۚ لَقَدْ جَاءَكَ الْحَقُّ مِن رَّبِّكَ فَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الْمُمْتَرِينَ
Raha ohatra ka ao anaty fisalasalana Ianao amin’izay nampidininay Taminao, dia hanontanio ireo izay efa namaky ny Boky teo alohanao. Efa tonga Taminao ny marina avy amin’ny Tomponao, koa aza manao ho isan’ireo mpisalasala mihitsy Ianao.
95وَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِ اللَّهِ فَتَكُونَ مِنَ الْخَاسِرِينَ
Ary aza manao ho isan’ireo milaza fa lainga ny Fanambaran’i Allah. Fa ho isan’ireo maty antoka Ianao.
96إِنَّ الَّذِينَ حَقَّتْ عَلَيْهِمْ كَلِمَتُ رَبِّكَ لَا يُؤْمِنُونَ
Marina fa ireo izay niharan’ny tenin’ny Tomponao dia tsy hino velively,
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
94Andininy

Fandikana — Yunosy 94

Surah Yunosy Andininy 94 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha ohatra ka ao anaty fisalasalana Ianao amin’izay nampidininay Taminao,…

Surah Andininy 94/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 92–96. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers