Houd · 70/123
Fandikana Fanononana — Houd
فَلَمَّا رَأَىٰ أَيْدِيَهُمْ لَا تَصِلُ إِلَيْهِ نَكِرَهُمْ وَأَوْجَسَ مِنْهُمْ خِيفَةً ۚ قَالُوا لَا تَخَفْ إِنَّا أُرْسِلْنَا إِلَىٰ قَوْمِ لُوطٍ ۝٧٠
Falammaa ra aaa aidiyahum laa tasilu ilaihi nakirahum wa awjasa minhum kheefah; qaaloo la takhaf innaaa ursilnaaa ilaa qawmi Loot
📖 Dikany Malagasy
Ary nony hitany fa tsy nikasika izany izy ireo, dia velona ahiahy Izy teo anatrehan’izy ireo sady natahotra. Ka niteny izy ireo nanao hoe : " Aza matahotra Ianao fa Izahay (Anjely) dia Iraka ho any amin’ny vahoakan‘i Lota ".
🎧 Henoy

📜 Andininy 68-72 — Houd

68كَأَن لَّمْ يَغْنَوْا فِيهَا ۗ أَلَا إِنَّ ثَمُودَ كَفَرُوا رَبَّهُمْ ۗ أَلَا بُعْدًا لِّثَمُودَ
Tahaka ny tsy niaina tao (eto an-tany) izy ireo. Tsy marina ve fa ireo Samody dia tsy mba nino mihitsy ny Tompon’izy ireo ? " Tsy azo lazaina ve fa ho ringana anie ny foko Samody ? ”
69وَلَقَدْ جَاءَتْ رُسُلُنَا إِبْرَاهِيمَ بِالْبُشْرَىٰ قَالُوا سَلَامًا ۖ قَالَ سَلَامٌ ۖ فَمَا لَبِثَ أَن جَاءَ بِعِجْلٍ حَنِيذٍ
Ary efa tonga tamin’i Abrahama (Ibrahim) tokoa ireo Irakay niaraka tamin’ny vaovao mahafaly, izay nilaza ka nanao hoe : " Fiadanana enga anie ho Anao ! ” Namaly koa Izy ka nanao hoe : " Fiadanana koa enga anie ho Anareo ! ” Tsy niandry ela Izy dia nitondra zanak’omby voatono.
70فَلَمَّا رَأَىٰ أَيْدِيَهُمْ لَا تَصِلُ إِلَيْهِ نَكِرَهُمْ وَأَوْجَسَ مِنْهُمْ خِيفَةً ۚ قَالُوا لَا تَخَفْ إِنَّا أُرْسِلْنَا إِلَىٰ قَوْمِ لُوطٍ
Ary nony hitany fa tsy nikasika izany izy ireo, dia velona ahiahy Izy teo anatrehan’izy ireo sady natahotra. Ka niteny izy ireo nanao hoe : " Aza matahotra Ianao fa Izahay (Anjely) dia Iraka ho any amin’ny vahoakan‘i Lota ".
71وَامْرَأَتُهُ قَائِمَةٌ فَضَحِكَتْ فَبَشَّرْنَاهَا بِإِسْحَاقَ وَمِن وَرَاءِ إِسْحَاقَ يَعْقُوبَ
Nitsangana ny vadiny (vadin’i Abrahama) ary nihomehy, koa nilaza vaovao mahafaly taminy Izahay fa hanan-janaka (lahy) Isaka Izy, ary aorian’i Isaka dia i Jakoba.
72قَالَتْ يَا وَيْلَتَىٰ أَأَلِدُ وَأَنَا عَجُوزٌ وَهَٰذَا بَعْلِي شَيْخًا ۖ إِنَّ هَٰذَا لَشَيْءٌ عَجِيبٌ
Niteny Izy ka nanao hoe : " Loza izany ! Hiteraka ve Aho nefa Izaho efa antitra ary ny vadiko koa dia efa anti-dahy ? Ary tena zava-mahagaga tokoa izany ! "
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
70Andininy

Fandikana — Houd 70

Surah Houd Andininy 70 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nony hitany fa tsy nikasika izany izy ireo, dia…

Surah Andininy 70/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 68–72. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers