Yosofy · 59/111
Fandikana Fanononana — Yosofy
وَلَمَّا جَهَّزَهُم بِجَهَازِهِمْ قَالَ ائْتُونِي بِأَخٍ لَّكُم مِّنْ أَبِيكُمْ ۚ أَلَا تَرَوْنَ أَنِّي أُوفِي الْكَيْلَ وَأَنَا خَيْرُ الْمُنزِلِينَ ٥٩
Transliteration
Wa lammaa jahhazahum bijahaazihim qaala` toonee bi akhil lakum min abeekum; alaa tarawna anneee oofil kaila wa ana khairul munzileen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa nanome tahirin-tsakafo voahomana ho Azy ireo Izy, dia niteny hoe : ” Ento aty Amiko ny Rahalahinareo anankiray avy amin’ny Rainareo. Moa ve tsy hitanareo fa Izaho no nanome Anareo fatra feno tsara, ary Izaho no mendrika indrindra amin’ireo mpampian-trano ?
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 57-61 — Yosofy
57وَلَأَجْرُ الْآخِرَةِ خَيْرٌ لِّلَّذِينَ آمَنُوا وَكَانُوا يَتَّقُونَ
Ary ny valisoa any an-koatra no mendrika indrindra ho an’ireo izay nino sy nanam-patahorana.
58وَجَاءَ إِخْوَةُ يُوسُفَ فَدَخَلُوا عَلَيْهِ فَعَرَفَهُمْ وَهُمْ لَهُ مُنكِرُونَ
Ary tonga ireo Rahalahin’i Yosofa (Josefa) ka niditra tao Aminy. Nahafantatra azy ireo Izy, fa izy ireo kosa dia tsy nahafantatra Azy.
59وَلَمَّا جَهَّزَهُم بِجَهَازِهِمْ قَالَ ائْتُونِي بِأَخٍ لَّكُم مِّنْ أَبِيكُمْ ۚ أَلَا تَرَوْنَ أَنِّي أُوفِي الْكَيْلَ وَأَنَا خَيْرُ الْمُنزِلِينَ
Ary rehefa nanome tahirin-tsakafo voahomana ho Azy ireo Izy, dia niteny hoe : ” Ento aty Amiko ny Rahalahinareo anankiray avy amin’ny Rainareo. Moa ve tsy hitanareo fa Izaho no nanome Anareo fatra feno tsara, ary Izaho no mendrika indrindra amin’ireo mpampian-trano ?
60فَإِن لَّمْ تَأْتُونِي بِهِ فَلَا كَيْلَ لَكُمْ عِندِي وَلَا تَقْرَبُونِ
Raha tsy entinareo mankaty Amiko Izy, dia tsy hisy tahirin-tsakafonareo intsony aty Amiko. Ary aza manatona Ahy mihitsy ”.
61قَالُوا سَنُرَاوِدُ عَنْهُ أَبَاهُ وَإِنَّا لَفَاعِلُونَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : ” Hiezaka Izahay handresy lahatra ny Rainay, ary tena hataonay tokoa izany.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
59Andininy
Fandikana — Yosofy 59
Surah Yosofy Andininy 59 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa nanome tahirin-tsakafo voahomana ho Azy ireo Izy, dia…Surah Andininy 59/111 — Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yosofy Henoy, Yosofy Fandikana, Yosofy mp3, Yosofy pdf. Andininy 57–61. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








