Ibrahim · 35/52
Fandikana Fanononana — Ibrahim
وَإِذْ قَالَ إِبْرَاهِيمُ رَبِّ اجْعَلْ هَٰذَا الْبَلَدَ آمِنًا وَاجْنُبْنِي وَبَنِيَّ أَن نَّعْبُدَ الْأَصْنَامَ ۝٣٥
Wa iz qaala Ibraaheemu Rabbij `al haazal balada aaminanw wajnubnee wa baniyya an na`budal asnaam
📖 Dikany Malagasy
Ary raha niteny Ibrahimo ka nanao hoe : ” Tompo o ! Ataovy feno fandriampahalemana ity tanàna ity, ary halaviro Ahy sy ireo Zanako mba tsy hanompo ireo sampy Izahay.
🎧 Henoy

📜 Andininy 33-37 — Ibrahim

33وَسَخَّرَ لَكُمُ الشَّمْسَ وَالْقَمَرَ دَائِبَيْنِ ۖ وَسَخَّرَ لَكُمُ اللَّيْلَ وَالنَّهَارَ
Ary nataony mirindra ho Anareo ny masoandro sy ny volana izay mihodina. Ary nataony ho Anareo koa ny alina sy ny andro.
34وَآتَاكُم مِّن كُلِّ مَا سَأَلْتُمُوهُ ۚ وَإِن تَعُدُّوا نِعْمَتَ اللَّهِ لَا تُحْصُوهَا ۗ إِنَّ الْإِنسَانَ لَظَلُومٌ كَفَّارٌ
Nomeny Anareo izay rehetra nangatahanareo Taminy. Raha hitanisa ireo fahasoavana avy amin’i Allah Ianareo, dia tsy ho voahisanareo izany. Marina fa ny Olombelona dia mpanao ny tsy rariny sy tena tsy mankasitraka.
35وَإِذْ قَالَ إِبْرَاهِيمُ رَبِّ اجْعَلْ هَٰذَا الْبَلَدَ آمِنًا وَاجْنُبْنِي وَبَنِيَّ أَن نَّعْبُدَ الْأَصْنَامَ
Ary raha niteny Ibrahimo ka nanao hoe : ” Tompo o ! Ataovy feno fandriampahalemana ity tanàna ity, ary halaviro Ahy sy ireo Zanako mba tsy hanompo ireo sampy Izahay.
36رَبِّ إِنَّهُنَّ أَضْلَلْنَ كَثِيرًا مِّنَ النَّاسِ ۖ فَمَن تَبِعَنِي فَإِنَّهُ مِنِّي ۖ وَمَنْ عَصَانِي فَإِنَّكَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Tompo o ! Izy ireny dia tena nanary tokoa ny maro tamin’ny olombelona. n'iza n'iza manaraka Ahy, Izy no Oloko, ary izay tsy mankato Ahy kosa... Ianao no tena Mpamela-heloka sy be Fiantrana.
37رَّبَّنَا إِنِّي أَسْكَنتُ مِن ذُرِّيَّتِي بِوَادٍ غَيْرِ ذِي زَرْعٍ عِندَ بَيْتِكَ الْمُحَرَّمِ رَبَّنَا لِيُقِيمُوا الصَّلَاةَ فَاجْعَلْ أَفْئِدَةً مِّنَ النَّاسِ تَهْوِي إِلَيْهِمْ وَارْزُقْهُم مِّنَ الثَّمَرَاتِ لَعَلَّهُمْ يَشْكُرُونَ
Tomponay o ! Izaho dia nametraka amin’ny lohasaha tsy misy voly ny ampahany tamin’ireo ankohonako, eo akaikin’ny Tranonao Masina.Tomponay o !... Mba hanatanteraka ny Soalat izy ireo ka ataovy hirona amin’izy ireo ny fon’ireo Olona sasany ; ary omeo anjara fivelomana amin’ireo voankazo izy ireo. Angamba ahalala hankasitraka izy ireo.
IbrahimFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
35Andininy

Fandikana — Ibrahim 35

Surah Ibrahim Andininy 35 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha niteny Ibrahimo ka nanao hoe : ” Tompo…

Surah Andininy 35/52 — Ibrahim إبراهيم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ibrahim Henoy, Ibrahim Fandikana, Ibrahim mp3, Ibrahim pdf. Andininy 33–37. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers