Al-Hijr · 10/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا مِن قَبْلِكَ فِي شِيَعِ الْأَوَّلِينَ ۝١٠
Wa laqad arsalnaa min qablika fee shiya`il awwaleen
📖 Dikany Malagasy
Marina fa Izahay dia efa nandefa Iraka talohanao tamin’ireo vahoaka teo aloha.

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — Surah Al-Hijr

8مَا نُنَزِّلُ الْمَلَائِكَةَ إِلَّا بِالْحَقِّ وَمَا كَانُوا إِذًا مُّنظَرِينَ
Tsy mampidina ireo Anjely Izahay raha tsy miaraka amin’ny fahamarinana, ary tsy omena fe-potoana ela intsony izy ireo (ireo tsy mpino).
9إِنَّا نَحْنُ نَزَّلْنَا الذِّكْرَ وَإِنَّا لَهُ لَحَافِظُونَ
Tena marina fa Izahay tokoa no nampidina ny Fampahatsiahivana (Koro’âny), ary Izahay ihany no Mpiaro Azy.
10وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا مِن قَبْلِكَ فِي شِيَعِ الْأَوَّلِينَ
Marina fa Izahay dia efa nandefa Iraka talohanao tamin’ireo vahoaka teo aloha.
11وَمَا يَأْتِيهِم مِّن رَّسُولٍ إِلَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ
Nefa mbola tsy nisy Mpaminany iray tonga tamin’izy ireo, ka tsy nohesoiny.
12كَذَٰلِكَ نَسْلُكُهُ فِي قُلُوبِ الْمُجْرِمِينَ
Tahaka izany no nampidiranay ny tsy finoana tao am-pon’ireo mpanao heloka.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — Al-Hijr 10

Surah Al-Hijr Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa Izahay dia efa nandefa Iraka talohanao tamin’ireo vahoaka…

Surah Andininy 10/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers