Al-Hijr · 27/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَالْجَانَّ خَلَقْنَاهُ مِن قَبْلُ مِن نَّارِ السَّمُومِ ۝٢٧
Waljaaanna khalaqnaahu min qablu min naaris samoom
📖 Dikany Malagasy
Fa ny Djiny kosa dia noharianay taloha avy amin’ny Afo mafana mamaivay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 25-29 — Surah Al-Hijr

25وَإِنَّ رَبَّكَ هُوَ يَحْشُرُهُمْ ۚ إِنَّهُ حَكِيمٌ عَلِيمٌ
Ary marina tokoa fa ny Tomponao no hamory azy ireo. Marina fa Izy dia be Fahendrena sy mahafantatra ny zava-drehetra.
26وَلَقَدْ خَلَقْنَا الْإِنسَانَ مِن صَلْصَالٍ مِّنْ حَمَإٍ مَّسْنُونٍ
Ary tena nahary ny Olombelona avy amin’ny tany maina sy ny fotaka malemy Izahay.
27وَالْجَانَّ خَلَقْنَاهُ مِن قَبْلُ مِن نَّارِ السَّمُومِ
Fa ny Djiny kosa dia noharianay taloha avy amin’ny Afo mafana mamaivay.
28وَإِذْ قَالَ رَبُّكَ لِلْمَلَائِكَةِ إِنِّي خَالِقٌ بَشَرًا مِّن صَلْصَالٍ مِّنْ حَمَإٍ مَّسْنُونٍ
Ary raha niteny tamin’ireo Anjely ny Tomponao ka nanao hoe : “ Izaho dia hamorona Olona avy amin’ny tany maina alaina avy amin’ny fotaka malemy.
29فَإِذَا سَوَّيْتُهُ وَنَفَخْتُ فِيهِ مِن رُّوحِي فَقَعُوا لَهُ سَاجِدِينَ
Ary raha vao vitako amin’ny fomba mirindra tsara dia notsofiko Taminy ny fofon’aina avy Amiko, dia miantoraha ka miankohofa eo Aminy Ianareo.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
27Andininy

Fandikana — Al-Hijr 27

Surah Al-Hijr Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa ny Djiny kosa dia noharianay taloha avy amin’ny Afo…

Surah Andininy 27/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers