Al-Hijr · 26/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَلَقَدْ خَلَقْنَا الْإِنسَانَ مِن صَلْصَالٍ مِّنْ حَمَإٍ مَّسْنُونٍ ۝٢٦
Wa laqad khalaqnal insaana min salsaalim min hama im masnoon
📖 Dikany Malagasy
Ary tena nahary ny Olombelona avy amin’ny tany maina sy ny fotaka malemy Izahay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 24-28 — Surah Al-Hijr

24وَلَقَدْ عَلِمْنَا الْمُسْتَقْدِمِينَ مِنكُمْ وَلَقَدْ عَلِمْنَا الْمُسْتَأْخِرِينَ
Marina fa fantatray tokoa ireo izay efa lasa teo aloha Taminareo, ary efa fantatray koa Ireo izay mbola any aoriana.
25وَإِنَّ رَبَّكَ هُوَ يَحْشُرُهُمْ ۚ إِنَّهُ حَكِيمٌ عَلِيمٌ
Ary marina tokoa fa ny Tomponao no hamory azy ireo. Marina fa Izy dia be Fahendrena sy mahafantatra ny zava-drehetra.
26وَلَقَدْ خَلَقْنَا الْإِنسَانَ مِن صَلْصَالٍ مِّنْ حَمَإٍ مَّسْنُونٍ
Ary tena nahary ny Olombelona avy amin’ny tany maina sy ny fotaka malemy Izahay.
27وَالْجَانَّ خَلَقْنَاهُ مِن قَبْلُ مِن نَّارِ السَّمُومِ
Fa ny Djiny kosa dia noharianay taloha avy amin’ny Afo mafana mamaivay.
28وَإِذْ قَالَ رَبُّكَ لِلْمَلَائِكَةِ إِنِّي خَالِقٌ بَشَرًا مِّن صَلْصَالٍ مِّنْ حَمَإٍ مَّسْنُونٍ
Ary raha niteny tamin’ireo Anjely ny Tomponao ka nanao hoe : “ Izaho dia hamorona Olona avy amin’ny tany maina alaina avy amin’ny fotaka malemy.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
26Andininy

Fandikana — Al-Hijr 26

Surah Al-Hijr Andininy 26 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tena nahary ny Olombelona avy amin’ny tany maina sy…

Surah Andininy 26/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 24–28. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 21, 2026

Don't forget us in your sincere prayers