Al-Hijr · 48/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
لَا يَمَسُّهُمْ فِيهَا نَصَبٌ وَمَا هُم مِّنْهَا بِمُخْرَجِينَ ۝٤٨
Laa yamas suhum feehaa nasabunw wa maa hum minhaa bimukhrajeen
📖 Dikany Malagasy
Tsy misy havizanana ahazo azy ireo. Ary tsy havoaka ao izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 46-50 — Surah Al-Hijr

46ادْخُلُوهَا بِسَلَامٍ آمِنِينَ
“ Midira ao Ianareo am-piadanana sy am-pilaminana ”.
47وَنَزَعْنَا مَا فِي صُدُورِهِم مِّنْ غِلٍّ إِخْوَانًا عَلَىٰ سُرُرٍ مُّتَقَابِلِينَ
Ary noesorinay tao an-tratran’izy ireo ny lolom-po ary samy ahatsapa izy ireo fa mpirahalahy, izay mifanatrika eo ambonin’ireo farafara.
48لَا يَمَسُّهُمْ فِيهَا نَصَبٌ وَمَا هُم مِّنْهَا بِمُخْرَجِينَ
Tsy misy havizanana ahazo azy ireo. Ary tsy havoaka ao izy ireo.
49۞ نَبِّئْ عِبَادِي أَنِّي أَنَا الْغَفُورُ الرَّحِيمُ
Ampahafantaro ireo mpanompoko fa Izaho ilay Mpamela heloka, ilay be Fiantrana.
50وَأَنَّ عَذَابِي هُوَ الْعَذَابُ الْأَلِيمُ
Ary marina fa ny saziko dia tena sazy mamirifiry.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
48Andininy

Fandikana — Al-Hijr 48

Surah Al-Hijr Andininy 48 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy misy havizanana ahazo azy ireo. Ary tsy havoaka ao…

Surah Andininy 48/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 46–50. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers