Al-Hijr · 82/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَكَانُوا يَنْحِتُونَ مِنَ الْجِبَالِ بُيُوتًا آمِنِينَ ۝٨٢
Wa kaanoo yanhitoona minal jibaali buyootan aamineen
📖 Dikany Malagasy
Ary nandavaka ny tendrombohitra mba hanaovana trano ka niaina tamim-pilaminana izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 80-84 — Surah Al-Hijr

80وَلَقَدْ كَذَّبَ أَصْحَابُ الْحِجْرِ الْمُرْسَلِينَ
Marina fa ireo mponin’ny Al-hijr dia efa nilaza fa mpandainga ireo Iraka.
81وَآتَيْنَاهُمْ آيَاتِنَا فَكَانُوا عَنْهَا مُعْرِضِينَ
Ary nasehonay tamin’izy ireo ny fahagagana avy Aminay nefa nitodi-damosina ihany izy ireo.
82وَكَانُوا يَنْحِتُونَ مِنَ الْجِبَالِ بُيُوتًا آمِنِينَ
Ary nandavaka ny tendrombohitra mba hanaovana trano ka niaina tamim-pilaminana izy ireo.
83فَأَخَذَتْهُمُ الصَّيْحَةُ مُصْبِحِينَ
Ka dia ny kiakiaka (loza) no nahazo azy ireo tamin’ny maraina.
84فَمَا أَغْنَىٰ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَكْسِبُونَ
Ka tsy nahazoan’izy ireo tombontsoa izay azony.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
82Andininy

Fandikana — Al-Hijr 82

Surah Al-Hijr Andininy 82 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nandavaka ny tendrombohitra mba hanaovana trano ka niaina tamim-pilaminana…

Surah Andininy 82/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 80–84. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers