Al-Hijr · 81/99
Fandikana Fanononana — Al-Hijr
وَآتَيْنَاهُمْ آيَاتِنَا فَكَانُوا عَنْهَا مُعْرِضِينَ ۝٨١
Wa aatainaahum Aayaatinaa fakaanoo `anhaa mu`rideen
📖 Dikany Malagasy
Ary nasehonay tamin’izy ireo ny fahagagana avy Aminay nefa nitodi-damosina ihany izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 79-83 — Al-Hijr

79فَانتَقَمْنَا مِنْهُمْ وَإِنَّهُمَا لَبِإِمَامٍ مُّبِينٍ
Dia namaly azy ireo tamin’ny sazy Izahay, ary tena marina fa ireo (tanàna) Roa ireo dia teo amin’ny làlana mazava tsara.
80وَلَقَدْ كَذَّبَ أَصْحَابُ الْحِجْرِ الْمُرْسَلِينَ
Marina fa ireo mponin’ny Al-hijr dia efa nilaza fa mpandainga ireo Iraka.
81وَآتَيْنَاهُمْ آيَاتِنَا فَكَانُوا عَنْهَا مُعْرِضِينَ
Ary nasehonay tamin’izy ireo ny fahagagana avy Aminay nefa nitodi-damosina ihany izy ireo.
82وَكَانُوا يَنْحِتُونَ مِنَ الْجِبَالِ بُيُوتًا آمِنِينَ
Ary nandavaka ny tendrombohitra mba hanaovana trano ka niaina tamim-pilaminana izy ireo.
83فَأَخَذَتْهُمُ الصَّيْحَةُ مُصْبِحِينَ
Ka dia ny kiakiaka (loza) no nahazo azy ireo tamin’ny maraina.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
81Andininy

Fandikana — Al-Hijr 81

Surah Al-Hijr Andininy 81 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nasehonay tamin’izy ireo ny fahagagana avy Aminay nefa nitodi-damosina…

Surah Andininy 81/99 — Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hijr Henoy, Al-Hijr Fandikana, Al-Hijr mp3, Al-Hijr pdf. Andininy 79–83. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers