Al-Hijr · 93/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
عَمَّا كَانُوا يَعْمَلُونَ ۝٩٣
Ammaa kaanoo ya`maloon
📖 Dikany Malagasy
Amin’izay nataon’izy ireo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 91-95 — Surah Al-Hijr

91الَّذِينَ جَعَلُوا الْقُرْآنَ عِضِينَ
Ireo izay nanao ny Koroany ho singasingany maro (mikorontana mba hampisy ny fisalasalana).
92فَوَرَبِّكَ لَنَسْأَلَنَّهُمْ أَجْمَعِينَ
Ary mianiana amin’ny Tomponao ! Fa Izahay dia tena hanontany azy rehetra
93عَمَّا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Amin’izay nataon’izy ireo.
94فَاصْدَعْ بِمَا تُؤْمَرُ وَأَعْرِضْ عَنِ الْمُشْرِكِينَ
Asehoy ankarihary izay nandidiana Anao. Ary miataha amin’ireo mpanompo sampy (manana Zanahary maro) Ianao.
95إِنَّا كَفَيْنَاكَ الْمُسْتَهْزِئِينَ
Marina fa Izahay dia hiaro Anao tanteraka amin’ireo mpaneso.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
93Andininy

Fandikana — Al-Hijr 93

Surah Al-Hijr Andininy 93 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin’izay nataon’izy ireo.

Surah Andininy 93/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 91–95. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers