Al-Hijr · 92/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
فَوَرَبِّكَ لَنَسْأَلَنَّهُمْ أَجْمَعِينَ ۝٩٢
Fawa Rabbika lanas`a lannahum ajma`een
📖 Dikany Malagasy
Ary mianiana amin’ny Tomponao ! Fa Izahay dia tena hanontany azy rehetra

🎧 Henoy


📜 Andininy 90-94 — Surah Al-Hijr

90كَمَا أَنزَلْنَا عَلَى الْمُقْتَسِمِينَ
Tahaka ny nampidinanay (ny sazy) tamin’ireo izay tsy nino (tsy hanaraka ny Mpaminany).
91الَّذِينَ جَعَلُوا الْقُرْآنَ عِضِينَ
Ireo izay nanao ny Koroany ho singasingany maro (mikorontana mba hampisy ny fisalasalana).
92فَوَرَبِّكَ لَنَسْأَلَنَّهُمْ أَجْمَعِينَ
Ary mianiana amin’ny Tomponao ! Fa Izahay dia tena hanontany azy rehetra
93عَمَّا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Amin’izay nataon’izy ireo.
94فَاصْدَعْ بِمَا تُؤْمَرُ وَأَعْرِضْ عَنِ الْمُشْرِكِينَ
Asehoy ankarihary izay nandidiana Anao. Ary miataha amin’ireo mpanompo sampy (manana Zanahary maro) Ianao.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
92Andininy

Fandikana — Al-Hijr 92

Surah Al-Hijr Andininy 92 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary mianiana amin’ny Tomponao ! Fa Izahay dia tena hanontany…

Surah Andininy 92/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 90–94. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers