An-Nahl · 103/128
Fandikana Fanononana — Surah An-Nahl
وَلَقَدْ نَعْلَمُ أَنَّهُمْ يَقُولُونَ إِنَّمَا يُعَلِّمُهُ بَشَرٌ ۗ لِّسَانُ الَّذِي يُلْحِدُونَ إِلَيْهِ أَعْجَمِيٌّ وَهَٰذَا لِسَانٌ عَرَبِيٌّ مُّبِينٌ ۝١٠٣
Wa laqad na`lamu annahum yaqooloona innamaa yu`allimuhoo bashar; lisaanul lazee yulhidoona ilaihi a`ja miyyunw wa haaza lisaanun `Arabiyyum mubeen
📖 Dikany Malagasy
Ary efa mahafantatra Izahay, fa izy ireo dia hilaza hoe : “ Olombelona ihany no mampianatra azy ”. Ny fiteny izay ampiasain’izy ireo amin’izany dia fiteny vahiny (tsy teny arabo), ity anefa dia teny arabo mazava tsara.

🎧 Henoy


📜 Andininy 101-105 — Surah An-Nahl

101وَإِذَا بَدَّلْنَا آيَةً مَّكَانَ آيَةٍ ۙ وَاللَّهُ أَعْلَمُ بِمَا يُنَزِّلُ قَالُوا إِنَّمَا أَنتَ مُفْتَرٍ ۚ بَلْ أَكْثَرُهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Ary rehefa manolo ny andian-teny iray amin’ny toeran’ny andian-teny iray hafa Izahay, Allah dia tena mahalala izay nampidininy. Niteny izy ireo nanao hoe : “ Marina fa Ianao dia tena mpamoron-dainga ”. Ka nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahafantatra.
102قُلْ نَزَّلَهُ رُوحُ الْقُدُسِ مِن رَّبِّكَ بِالْحَقِّ لِيُثَبِّتَ الَّذِينَ آمَنُوا وَهُدًى وَبُشْرَىٰ لِلْمُسْلِمِينَ
Lazao hoe : “ ilay Fanahy masina (Anjely Gabriely) avy amin’ny Tomponao no nampidina izany tamim-pahamarinana, mba hanamafy orina ireo izay nino, sy tari-dàlana ary koa vaovao mahafaly ho an’ireo mpanetry tena.
103وَلَقَدْ نَعْلَمُ أَنَّهُمْ يَقُولُونَ إِنَّمَا يُعَلِّمُهُ بَشَرٌ ۗ لِّسَانُ الَّذِي يُلْحِدُونَ إِلَيْهِ أَعْجَمِيٌّ وَهَٰذَا لِسَانٌ عَرَبِيٌّ مُّبِينٌ
Ary efa mahafantatra Izahay, fa izy ireo dia hilaza hoe : “ Olombelona ihany no mampianatra azy ”. Ny fiteny izay ampiasain’izy ireo amin’izany dia fiteny vahiny (tsy teny arabo), ity anefa dia teny arabo mazava tsara.
104إِنَّ الَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِآيَاتِ اللَّهِ لَا يَهْدِيهِمُ اللَّهُ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Marina fa ireo izay tsy mino ny andian-tenin’i Allah; dia tsy hitari-dàlana azy ireo i Allah. Ary ho azy ireo koa ny famaizana mamirifiry.
105إِنَّمَا يَفْتَرِي الْكَذِبَ الَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِآيَاتِ اللَّهِ ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْكَاذِبُونَ
Tena marina fa ireo mamoron-dainga, dia ireo izay tsy mino ny andian-tenin’i Allah, ary izy ireny no mpandainga.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
103Andininy

Fandikana — An-Nahl 103

Surah An-Nahl Andininy 103 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary efa mahafantatra Izahay, fa izy ireo dia hilaza hoe…

Surah Andininy 103/128 — Surah An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nahl Henoy, Surah An-Nahl Fandikana, Surah An-Nahl mp3, Surah An-Nahl pdf. Andininy 101–105. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers