An-Nahl · 13/128
Fandikana Fanononana — An-Nahl
وَمَا ذَرَأَ لَكُمْ فِي الْأَرْضِ مُخْتَلِفًا أَلْوَانُهُ ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّقَوْمٍ يَذَّكَّرُونَ ۝١٣
Wa maa zara a lakum fil ardi mukhtalifan alwaanuh; inna fee zaalika la Aayatal liqawminy yazakkaroon
📖 Dikany Malagasy
Ary amin’izay nohariany ho Anareo eto ambonin’ny tany, izay samihafa loko. Marina fa amin’izany dia tena misy porofo mazava ho an’ny vahoaka mahatsiaro tena.
🎧 Henoy

📜 Andininy 11-15 — An-Nahl

11يُنبِتُ لَكُم بِهِ الزَّرْعَ وَالزَّيْتُونَ وَالنَّخِيلَ وَالْأَعْنَابَ وَمِن كُلِّ الثَّمَرَاتِ ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّقَوْمٍ يَتَفَكَّرُونَ
Avy amin’ny alalan’izany no nampitsiry ho Anareo, ireo voly, ireo oliva, ireo hazo Palma, ireo voaloboka, sy ireo karazam-boankazo maro. Marina fa amin’izany dia tena misy porofo mazava ho an’ny vahoaka mandinika.
12وَسَخَّرَ لَكُمُ اللَّيْلَ وَالنَّهَارَ وَالشَّمْسَ وَالْقَمَرَ ۖ وَالنُّجُومُ مُسَخَّرَاتٌ بِأَمْرِهِ ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّقَوْمٍ يَعْقِلُونَ
Ary nataony ho Anareo ny alina sy ny antoandro, ny masoandro sy ny volana ary ny kintana, ary izy ireo dia manaraka ny baikony avokoa. Marina fa amin’izany dia tena misy ireo porofo mazava ho an’ny vahoaka misaina.
13وَمَا ذَرَأَ لَكُمْ فِي الْأَرْضِ مُخْتَلِفًا أَلْوَانُهُ ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّقَوْمٍ يَذَّكَّرُونَ
Ary amin’izay nohariany ho Anareo eto ambonin’ny tany, izay samihafa loko. Marina fa amin’izany dia tena misy porofo mazava ho an’ny vahoaka mahatsiaro tena.
14وَهُوَ الَّذِي سَخَّرَ الْبَحْرَ لِتَأْكُلُوا مِنْهُ لَحْمًا طَرِيًّا وَتَسْتَخْرِجُوا مِنْهُ حِلْيَةً تَلْبَسُونَهَا وَتَرَى الْفُلْكَ مَوَاخِرَ فِيهِ وَلِتَبْتَغُوا مِن فَضْلِهِ وَلَعَلَّكُمْ تَشْكُرُونَ
Ary Izy no nanao ny ranomasina mba ihinananareo nofon-javatra vaovao, ary mba hamoahanareo avy amin’izany ny firavaka izay entinareo. Ary ahita ireo sambo Ianao hamakivaky ny ranomasina, sy mba hitadiavanareo ny fahasoavany, ka angamba Ianareo hankasitraka.
15وَأَلْقَىٰ فِي الْأَرْضِ رَوَاسِيَ أَن تَمِيدَ بِكُمْ وَأَنْهَارًا وَسُبُلًا لَّعَلَّكُمْ تَهْتَدُونَ
Ary naoriny eo amin’ny tany ireo tendrombohitra tsy mihetsiketsika, mba tsy hihozongozonany (tany) sy Ianareo miaraka Aminy, ary ireo renirano sy ireo làlana maro ihany koa, mba Ahafahanareo hifampitarika.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — An-Nahl 13

Surah An-Nahl Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary amin’izay nohariany ho Anareo eto ambonin’ny tany, izay samihafa…

Surah Andininy 13/128 — An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nahl Henoy, An-Nahl Fandikana, An-Nahl mp3, An-Nahl pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers