Taha · 114/135
Fandikana Fanononana — Taha
فَتَعَالَى اللَّهُ الْمَلِكُ الْحَقُّ ۗ وَلَا تَعْجَلْ بِالْقُرْآنِ مِن قَبْلِ أَن يُقْضَىٰ إِلَيْكَ وَحْيُهُ ۖ وَقُل رَّبِّ زِدْنِي عِلْمًا ۝١١٤
Fata`aalal laahul Malikul Haqq; wa laa ta`jal bil Quraani min qabli ai yuqdaaa ilaika wahyuhoo wa qur Rabbi zidnee `ilmaa
📖 Dikany Malagasy
Ho an’i Allah anie ny fahamboniana, ilay Mpanjaka tena Marina ! Aza maika (mamaky) ny Koroany Ianao,alohan’ny fahataperan’ny fanambarana azy Aminao. Ary teneno hoe : “Ô ry Tompoko ! Ampitomboy ny fahalalako ! ”
🎧 Henoy

📜 Andininy 112-116 — Taha

112وَمَن يَعْمَلْ مِنَ الصَّالِحَاتِ وَهُوَ مُؤْمِنٌ فَلَا يَخَافُ ظُلْمًا وَلَا هَضْمًا
Ary n'iza n'iza nanao asa soa no sady mino, dia tsy hatahotra na ny tsy rariny na ny tsindry hazo lena Izy.
113وَكَذَٰلِكَ أَنزَلْنَاهُ قُرْآنًا عَرَبِيًّا وَصَرَّفْنَا فِيهِ مِنَ الْوَعِيدِ لَعَلَّهُمْ يَتَّقُونَ أَوْ يُحْدِثُ لَهُمْ ذِكْرًا
Toy izany no nampidinanay ny Koroany (amin’ny fiteny) arabo, ary nampitomboinay ao anatiny ny fandrahonana,angamba izy ireo hanam-patahorana, na hitondra fampahatsiahivana vaovao ho azy ireo.
114فَتَعَالَى اللَّهُ الْمَلِكُ الْحَقُّ ۗ وَلَا تَعْجَلْ بِالْقُرْآنِ مِن قَبْلِ أَن يُقْضَىٰ إِلَيْكَ وَحْيُهُ ۖ وَقُل رَّبِّ زِدْنِي عِلْمًا
Ho an’i Allah anie ny fahamboniana, ilay Mpanjaka tena Marina ! Aza maika (mamaky) ny Koroany Ianao,alohan’ny fahataperan’ny fanambarana azy Aminao. Ary teneno hoe : “Ô ry Tompoko ! Ampitomboy ny fahalalako ! ”
115وَلَقَدْ عَهِدْنَا إِلَىٰ آدَمَ مِن قَبْلُ فَنَسِيَ وَلَمْ نَجِدْ لَهُ عَزْمًا
Ary tena efa nandidy an’i Adama Izahay teo aloha, saingy nanadino Izy; ary tsy nahita fanapahan-kevitra hentitra tao Aminy Izahay.
116وَإِذْ قُلْنَا لِلْمَلَائِكَةِ اسْجُدُوا لِآدَمَ فَسَجَدُوا إِلَّا إِبْلِيسَ أَبَىٰ
Ary raha niteny tamin’ireo Anjely Izahay ka nanao hoe : “ Miankohofa eo anatrehan’i Adama Ianareo ! ”. Dia niankohoka avokoa izy rehetra, afa-tsy Iblisy izay nandà.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
114Andininy

Fandikana — Taha 114

Surah Taha Andininy 114 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho an’i Allah anie ny fahamboniana, ilay Mpanjaka tena Marina…

Surah Andininy 114/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 112–116. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers