Taha · 116/135
Fandikana Fanononana — Surah Taha
وَإِذْ قُلْنَا لِلْمَلَائِكَةِ اسْجُدُوا لِآدَمَ فَسَجَدُوا إِلَّا إِبْلِيسَ أَبَىٰ ١١٦
Transliteration
Wa iz qulnaa lilma laaa`ikatis judoo li Aadama fasajadooo illaaa Iblees; abaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary raha niteny tamin’ireo Anjely Izahay ka nanao hoe : “ Miankohofa eo anatrehan’i Adama Ianareo ! ”. Dia niankohoka avokoa izy rehetra, afa-tsy Iblisy izay nandà.
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 114-118 — Surah Taha
114فَتَعَالَى اللَّهُ الْمَلِكُ الْحَقُّ ۗ وَلَا تَعْجَلْ بِالْقُرْآنِ مِن قَبْلِ أَن يُقْضَىٰ إِلَيْكَ وَحْيُهُ ۖ وَقُل رَّبِّ زِدْنِي عِلْمًا
Ho an’i Allah anie ny fahamboniana, ilay Mpanjaka tena Marina ! Aza maika (mamaky) ny Koroany Ianao,alohan’ny fahataperan’ny fanambarana azy Aminao. Ary teneno hoe : “Ô ry Tompoko ! Ampitomboy ny fahalalako ! ”
115وَلَقَدْ عَهِدْنَا إِلَىٰ آدَمَ مِن قَبْلُ فَنَسِيَ وَلَمْ نَجِدْ لَهُ عَزْمًا
Ary tena efa nandidy an’i Adama Izahay teo aloha, saingy nanadino Izy; ary tsy nahita fanapahan-kevitra hentitra tao Aminy Izahay.
116وَإِذْ قُلْنَا لِلْمَلَائِكَةِ اسْجُدُوا لِآدَمَ فَسَجَدُوا إِلَّا إِبْلِيسَ أَبَىٰ
Ary raha niteny tamin’ireo Anjely Izahay ka nanao hoe : “ Miankohofa eo anatrehan’i Adama Ianareo ! ”. Dia niankohoka avokoa izy rehetra, afa-tsy Iblisy izay nandà.
117فَقُلْنَا يَا آدَمُ إِنَّ هَٰذَا عَدُوٌّ لَّكَ وَلِزَوْجِكَ فَلَا يُخْرِجَنَّكُمَا مِنَ الْجَنَّةِ فَتَشْقَىٰ
Dia niteny Izahay nanao hoe : “ Ô ry Adama ! Tena marina fa fahavalo ho Anao, sy ho an’ny vadinao tokoa Izy. Koa aoka tsy havoakany avy ao amin’ny paradisa Ianareo, fa ho lasa ory Ianao.
118إِنَّ لَكَ أَلَّا تَجُوعَ فِيهَا وَلَا تَعْرَىٰ
Fa tsy ahatsiaro hanoanana Ianao ao, na hitanjaka koa.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
116Andininy
Fandikana — Taha 116
Surah Taha Andininy 116 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha niteny tamin’ireo Anjely Izahay ka nanao hoe :…Surah Andininy 116/135 — Surah Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Taha Henoy, Surah Taha Fandikana, Surah Taha mp3, Surah Taha pdf. Andininy 114–118. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Taha
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Wednesday, September 30, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


