Taha · 129/135
Fandikana Fanononana — Taha
وَلَوْلَا كَلِمَةٌ سَبَقَتْ مِن رَّبِّكَ لَكَانَ لِزَامًا وَأَجَلٌ مُّسَمًّى ۝١٢٩
Wa law laa Kalimatun sabaqat mir Rabbika lakaana lizaamanw wa ajalum musammaa
📖 Dikany Malagasy
Raha tsy ny fisian’ny Teny izay efa noraisin’ny Tomponao mialoha, sy ny fotoana izay efa voafaritra, dia tsy afa-bela (amin’ny famaizana) izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 127-131 — Taha

127وَكَذَٰلِكَ نَجْزِي مَنْ أَسْرَفَ وَلَمْ يُؤْمِن بِآيَاتِ رَبِّهِ ۚ وَلَعَذَابُ الْآخِرَةِ أَشَدُّ وَأَبْقَىٰ
Ary tahaka izany no hanasazianay izay mihoa-pefy sy tsy mino ireo Famantarana avy amin’ny Tompony. Ary tena marina fa ny famaizana any an-koatra no tena mafy sady maharitra.
128أَفَلَمْ يَهْدِ لَهُمْ كَمْ أَهْلَكْنَا قَبْلَهُم مِّنَ الْقُرُونِ يَمْشُونَ فِي مَسَاكِنِهِمْ ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّأُولِي النُّهَىٰ
Tsy ampy ho toro-làlana ho azy ireo ve, firifiry moa no naringanay, talohan’izy ireo, tamin’ireo taranaka maro tao amin’ireo fonenana izay andehanan’izy ireo ankehitriny ? Tena marina fa izany dia Famantarana ho an’ireo matsilo saina !
129وَلَوْلَا كَلِمَةٌ سَبَقَتْ مِن رَّبِّكَ لَكَانَ لِزَامًا وَأَجَلٌ مُّسَمًّى
Raha tsy ny fisian’ny Teny izay efa noraisin’ny Tomponao mialoha, sy ny fotoana izay efa voafaritra, dia tsy afa-bela (amin’ny famaizana) izy ireo.
130فَاصْبِرْ عَلَىٰ مَا يَقُولُونَ وَسَبِّحْ بِحَمْدِ رَبِّكَ قَبْلَ طُلُوعِ الشَّمْسِ وَقَبْلَ غُرُوبِهَا ۖ وَمِنْ آنَاءِ اللَّيْلِ فَسَبِّحْ وَأَطْرَافَ النَّهَارِ لَعَلَّكَ تَرْضَىٰ
Zakao amim-paharetana izay lazain’izy ireo, ary ankalazao amim-piderana ny Tomponao, alohan’ny fiposahan’ny masoandro sy mialohan’ny filentehany. Ary mandritra ny alina, dia ankalazao ny voninahiny, sy eo amin’ny fiandohan’ny andro ary ny fiafarany. Angamba ahazo fahafaham-po Ianao.
131وَلَا تَمُدَّنَّ عَيْنَيْكَ إِلَىٰ مَا مَتَّعْنَا بِهِ أَزْوَاجًا مِّنْهُمْ زَهْرَةَ الْحَيَاةِ الدُّنْيَا لِنَفْتِنَهُمْ فِيهِ ۚ وَرِزْقُ رَبِّكَ خَيْرٌ وَأَبْقَىٰ
Ary aza atopy mankany amin’izay fahafinaretana mandalo nomenay hifalian’ireo mpivady sasantsasany amin’izy ireo ny masonao ; tahaka ny ravaky ny fiainana an-tany hisedrana azy ireo izany. Ny fanomezana izay avy amin’ny Tomponao no tena tsara indrindra, sady maharitra.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
129Andininy

Fandikana — Taha 129

Surah Taha Andininy 129 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha tsy ny fisian’ny Teny izay efa noraisin’ny Tomponao mialoha,…

Surah Andininy 129/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 127–131. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers