Taha · 22/135
Fandikana Fanononana — Taha
وَاضْمُمْ يَدَكَ إِلَىٰ جَنَاحِكَ تَخْرُجْ بَيْضَاءَ مِنْ غَيْرِ سُوءٍ آيَةً أُخْرَىٰ ٢٢
Transliteration
Wadmum yadaka ilaa janaahika takhruj baidaaa`a min ghairi sooo`in Aayatan ukhraa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary ataovy ao ambany helikao ny Tànanao, fa ho lasa fotsy (mamirapiratra) izany rehefa mivoaka avy ao, ka tsy harary akory, fa ho fahagagana hafa indray izany.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 20-24 — Taha
20فَأَلْقَاهَا فَإِذَا هِيَ حَيَّةٌ تَسْعَىٰ
Dia natsipiny izany (tehina), ka indro lasa bibilava nandady izany,
21قَالَ خُذْهَا وَلَا تَخَفْ ۖ سَنُعِيدُهَا سِيرَتَهَا الْأُولَىٰ
Niteny Izy (Allah) hoe : “ Raiso izy (tehana) ! Ary aza matahotra fa averinay amin’ny endriny taloha indray izany ”.
22وَاضْمُمْ يَدَكَ إِلَىٰ جَنَاحِكَ تَخْرُجْ بَيْضَاءَ مِنْ غَيْرِ سُوءٍ آيَةً أُخْرَىٰ
Ary ataovy ao ambany helikao ny Tànanao, fa ho lasa fotsy (mamirapiratra) izany rehefa mivoaka avy ao, ka tsy harary akory, fa ho fahagagana hafa indray izany.
23لِنُرِيَكَ مِنْ آيَاتِنَا الْكُبْرَى
Mba hampisehoanay anao ireo fahagagana lehibe avy Aminay.
24اذْهَبْ إِلَىٰ فِرْعَوْنَ إِنَّهُ طَغَىٰ
Mandehana any amin’i Faraona Ianao, fa efa tena mihoa-pefy Izy.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
22Andininy
Fandikana — Taha 22
Surah Taha Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ataovy ao ambany helikao ny Tànanao, fa ho lasa…Surah Andininy 22/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








