Taha · 60/135
Fandikana Fanononana — Surah Taha
فَتَوَلَّىٰ فِرْعَوْنُ فَجَمَعَ كَيْدَهُ ثُمَّ أَتَىٰ ٦٠
Transliteration
Fatawallaa Fir`awnu fajjama`a kaidahoo summa ataa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Nisintaka i Faraona, dia lasa nampivondrona ny hevi-petsiny (ireo mpanao majikany), avy eo dia niverina Izy (teny amin’ny toerana fihaonana).
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 58-62 — Surah Taha
58فَلَنَأْتِيَنَّكَ بِسِحْرٍ مِّثْلِهِ فَاجْعَلْ بَيْنَنَا وَبَيْنَكَ مَوْعِدًا لَّا نُخْلِفُهُ نَحْنُ وَلَا أَنتَ مَكَانًا سُوًى
Tena hitondrànay majika mitovy amin’izany koa Ianao, ka aoka Ianao hanome fotoana ho Antsika, ka tsy hisy tsy ho tonga amin’izany, na Izahay na Ianao, eny amin’ny toerana malalaka.
59قَالَ مَوْعِدُكُمْ يَوْمُ الزِّينَةِ وَأَن يُحْشَرَ النَّاسُ ضُحًى
Dia niteny Izy (Mosa) ka nanao hoe : “ Ny fotoana hihaonanareo dia amin’ny Andro fety. Ary aoka amin’ny maraina no hamoriana ny Olona ”.
60فَتَوَلَّىٰ فِرْعَوْنُ فَجَمَعَ كَيْدَهُ ثُمَّ أَتَىٰ
Nisintaka i Faraona, dia lasa nampivondrona ny hevi-petsiny (ireo mpanao majikany), avy eo dia niverina Izy (teny amin’ny toerana fihaonana).
61قَالَ لَهُم مُّوسَىٰ وَيْلَكُمْ لَا تَفْتَرُوا عَلَى اللَّهِ كَذِبًا فَيُسْحِتَكُم بِعَذَابٍ ۖ وَقَدْ خَابَ مَنِ افْتَرَىٰ
Niteny tamin’izy ireo i Mosa ka nanao hoe : “ Loza ho Anareo ! Aza mamorona lainga mahakasika an’i Allah Ianareo, raha tsy izany, dia haringany avokoa amin’ny alalan’ny famaizana Ianareo. Ho very tokoa izay mamoron-dainga ! ”
62فَتَنَازَعُوا أَمْرَهُم بَيْنَهُمْ وَأَسَرُّوا النَّجْوَىٰ
Tamin’izany dia niady hevitra mafy izy ireo, nefa nitazona ny tsiambaratelony izy ireo.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
60Andininy
Fandikana — Taha 60
Surah Taha Andininy 60 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nisintaka i Faraona, dia lasa nampivondrona ny hevi-petsiny (ireo mpanao…Surah Andininy 60/135 — Surah Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Taha Henoy, Surah Taha Fandikana, Surah Taha mp3, Surah Taha pdf. Andininy 58–62. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Taha
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 28, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


