Taha · 66/135
Fandikana Fanononana — Taha
قَالَ بَلْ أَلْقُوا ۖ فَإِذَا حِبَالُهُمْ وَعِصِيُّهُمْ يُخَيَّلُ إِلَيْهِ مِن سِحْرِهِمْ أَنَّهَا تَسْعَىٰ ۝٦٦
Qaala bal alqoo fa izaa hibaaluhum wa `isiyyuhum yuhaiyalu ilaihi min sihrihim annahaa tas`aa
📖 Dikany Malagasy
Namaly izy hoe : “Atsipazo ny anareo”. Ka indro ny tadin’izy ireo sy ny tehin’izy ireo, fa toa hitany mandady, vokatry ny majikan’izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 64-68 — Taha

64فَأَجْمِعُوا كَيْدَكُمْ ثُمَّ ائْتُوا صَفًّا ۚ وَقَدْ أَفْلَحَ الْيَوْمَ مَنِ اسْتَعْلَىٰ
Avondrony àry ny hevi-petsinareo rehetra, avy eo dia avia ianareo miara-milahatra, fa tena mahazo fahasambarana izay mandresy androany.
65قَالُوا يَا مُوسَىٰ إِمَّا أَن تُلْقِيَ وَإِمَّا أَن نَّكُونَ أَوَّلَ مَنْ أَلْقَىٰ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Ô ry Mosa ! Na Ianao no hanipy (ny tehinao), na Izahay no hanipy voalohany ”.
66قَالَ بَلْ أَلْقُوا ۖ فَإِذَا حِبَالُهُمْ وَعِصِيُّهُمْ يُخَيَّلُ إِلَيْهِ مِن سِحْرِهِمْ أَنَّهَا تَسْعَىٰ
Namaly izy hoe : “Atsipazo ny anareo”. Ka indro ny tadin’izy ireo sy ny tehin’izy ireo, fa toa hitany mandady, vokatry ny majikan’izy ireo.
67فَأَوْجَسَ فِي نَفْسِهِ خِيفَةً مُّوسَىٰ
Ka nahatsiaro nisy tahotra ihany i Mosa tao amin’ny tenany.
68قُلْنَا لَا تَخَفْ إِنَّكَ أَنتَ الْأَعْلَىٰ
Dia niteny Taminy Izahay ka nanao hoe : “ Aza matahotra ! Fa Ianao no ambony indrindra ”.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
66Andininy

Fandikana — Taha 66

Surah Taha Andininy 66 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Namaly izy hoe : “Atsipazo ny anareo”. Ka indro ny…

Surah Andininy 66/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 64–68. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers