Taha · 67/135
Fandikana Fanononana — Taha
فَأَوْجَسَ فِي نَفْسِهِ خِيفَةً مُّوسَىٰ ۝٦٧
Fa awjasa fee nafsihee kheefatam Moosa
📖 Dikany Malagasy
Ka nahatsiaro nisy tahotra ihany i Mosa tao amin’ny tenany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 65-69 — Taha

65قَالُوا يَا مُوسَىٰ إِمَّا أَن تُلْقِيَ وَإِمَّا أَن نَّكُونَ أَوَّلَ مَنْ أَلْقَىٰ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Ô ry Mosa ! Na Ianao no hanipy (ny tehinao), na Izahay no hanipy voalohany ”.
66قَالَ بَلْ أَلْقُوا ۖ فَإِذَا حِبَالُهُمْ وَعِصِيُّهُمْ يُخَيَّلُ إِلَيْهِ مِن سِحْرِهِمْ أَنَّهَا تَسْعَىٰ
Namaly izy hoe : “Atsipazo ny anareo”. Ka indro ny tadin’izy ireo sy ny tehin’izy ireo, fa toa hitany mandady, vokatry ny majikan’izy ireo.
67فَأَوْجَسَ فِي نَفْسِهِ خِيفَةً مُّوسَىٰ
Ka nahatsiaro nisy tahotra ihany i Mosa tao amin’ny tenany.
68قُلْنَا لَا تَخَفْ إِنَّكَ أَنتَ الْأَعْلَىٰ
Dia niteny Taminy Izahay ka nanao hoe : “ Aza matahotra ! Fa Ianao no ambony indrindra ”.
69وَأَلْقِ مَا فِي يَمِينِكَ تَلْقَفْ مَا صَنَعُوا ۖ إِنَّمَا صَنَعُوا كَيْدُ سَاحِرٍ ۖ وَلَا يُفْلِحُ السَّاحِرُ حَيْثُ أَتَىٰ
Ary atsipazo izay eo amin’ny tànanao havanana, hitelina izay namboarin’izy ireo izany. Tena marina fa izay namboarin’izy ireo dia hevi-petsin’ny mpanao majika. Ary ny mpanao majika dia tsy ahita fahombiazana n'aiza n'aiza misy azy.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
67Andininy

Fandikana — Taha 67

Surah Taha Andininy 67 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka nahatsiaro nisy tahotra ihany i Mosa tao amin’ny tenany.

Surah Andininy 67/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 65–69. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers