Taha · 74/135
Fandikana Fanononana — Taha
إِنَّهُ مَن يَأْتِ رَبَّهُ مُجْرِمًا فَإِنَّ لَهُ جَهَنَّمَ لَا يَمُوتُ فِيهَا وَلَا يَحْيَىٰ ۝٧٤
Innahoo mai yaati Rabbahoo mujriman fa inna lahoo Jahannama laa yamotu feehaa wa laa yahyaa
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa, n'iza n'iza manatona ny Tompony ka nanao heloka be vava, dia ho azy ny afobe. Ary tsy maty izy ao, no sady tsy velona.

🎧 Henoy


📜 Andininy 72-76 — Taha

72قَالُوا لَن نُّؤْثِرَكَ عَلَىٰ مَا جَاءَنَا مِنَ الْبَيِّنَاتِ وَالَّذِي فَطَرَنَا ۖ فَاقْضِ مَا أَنتَ قَاضٍ ۖ إِنَّمَا تَقْضِي هَٰذِهِ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Tsy ho tianay kokoa na oviana na oviana, noho ireo porofo mazava tonga Aminay Ianao, amin’ny Anaran’Ilay Nahary Anay. Tanteraho àry izay didy Tianao ampiharina. Fa ny didinao dia tsy mahakasika afa-tsy ny fiainana eto an-tany ihany ”.
73إِنَّا آمَنَّا بِرَبِّنَا لِيَغْفِرَ لَنَا خَطَايَانَا وَمَا أَكْرَهْتَنَا عَلَيْهِ مِنَ السِّحْرِ ۗ وَاللَّهُ خَيْرٌ وَأَبْقَىٰ
“ Tena marina fa mino ny Tomponay Izahay, mba hamelany ny helokay amin’ireo hadisoana nataonay, sy amin’ny majika izay nanerenao Anay. Ary i Allah no mendrika indrindra sy mandrakizay ”.
74إِنَّهُ مَن يَأْتِ رَبَّهُ مُجْرِمًا فَإِنَّ لَهُ جَهَنَّمَ لَا يَمُوتُ فِيهَا وَلَا يَحْيَىٰ
Tena marina fa, n'iza n'iza manatona ny Tompony ka nanao heloka be vava, dia ho azy ny afobe. Ary tsy maty izy ao, no sady tsy velona.
75وَمَن يَأْتِهِ مُؤْمِنًا قَدْ عَمِلَ الصَّالِحَاتِ فَأُولَٰئِكَ لَهُمُ الدَّرَجَاتُ الْعُلَىٰ
Ary izay manatona Azy, ka nino no sady nanao ny asa soa, izy ireny no hanana ny laharana ambony.
76جَنَّاتُ عَدْنٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ وَذَٰلِكَ جَزَاءُ مَن تَزَكَّىٰ
Ireo zaridainan’i Edena izay misy renirano mikoriana eo ambaniny, hitoetra ao mandrakizay izy ireo, ary izany dia valisoan’ireo izay nanadio (ny fanahiny).
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
74Andininy

Fandikana — Taha 74

Surah Taha Andininy 74 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa, n'iza n'iza manatona ny Tompony ka nanao…

Surah Andininy 74/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 72–76. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers