Al-Anbiya · 21/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
أَمِ اتَّخَذُوا آلِهَةً مِّنَ الْأَرْضِ هُمْ يُنشِرُونَ ۝٢١
Amit takhazooo aalihatam minal ardi hum yunshiroon
📖 Dikany Malagasy
Moa ve nandray zanahary hafa avy amin'ny tany afaka manangana ireo maty izy ireo ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 19-23 — Al-Anbiya

19وَلَهُ مَن فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ وَمَنْ عِندَهُ لَا يَسْتَكْبِرُونَ عَنْ عِبَادَتِهِ وَلَا يَسْتَحْسِرُونَ
Ho Azy irery avokoa izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ny tany. Ireo izay eo akaikiny (ireo Anjely) dia tsy manambony tena amin’ny fanompoana Azy, ary tsy mba sasatra izy ireo.
20يُسَبِّحُونَ اللَّيْلَ وَالنَّهَارَ لَا يَفْتُرُونَ
Midera ny voninahiny amin’ny alina sy atoandro tsy an-kijanona mihitsy izy ireo.
21أَمِ اتَّخَذُوا آلِهَةً مِّنَ الْأَرْضِ هُمْ يُنشِرُونَ
Moa ve nandray zanahary hafa avy amin'ny tany afaka manangana ireo maty izy ireo ?
22لَوْ كَانَ فِيهِمَا آلِهَةٌ إِلَّا اللَّهُ لَفَسَدَتَا ۚ فَسُبْحَانَ اللَّهِ رَبِّ الْعَرْشِ عَمَّا يَصِفُونَ
Raha ohatra ka nisy zanahary hafa any amin'izy roa ireo (lanitra sy ny tany) ankoatr'I Allah, dia tena marina fa nikorontana izy roa ireo. Voninahitra anie ho an'I Allah, Tompon'ilay Seza fiandrianana ; ary Izy dia lavitra amin'izay nofaritan'izy ireo.
23لَا يُسْأَلُ عَمَّا يَفْعَلُ وَهُمْ يُسْأَلُونَ
Tsy hanontaniana amin’izay ataony Izy, nefa izy ireo no hanontaniana (amin’ny asa nataon’izy ireo).
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
21Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 21

Surah Al-Anbiya Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve nandray zanahary hafa avy amin'ny tany afaka manangana…

Surah Andininy 21/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers